1(H5:27)Leevin pojat olivat Gerson, Kehat ja Merari.
1Ny zanakalahin'i Levy dia Gersona sy Kehata ary Merary.
2(H5:28)Kehatin pojat olivat Amram, Jishar, Hebron ja Ussiel.
2Ary izao no anaran'ny zanakalahin'i Gersona: Libny sy Semey.
3(H5:29)Amramin lapset olivat Aaron, Mooses ja Mirjam, ja Aaronin pojat olivat Nadab, Abihu, Eleasar ja Itamar.
3Ary ny zanakalahin'i Kehata dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela.
4(H5:30)Eleasarille syntyi Pinehas ja Pinehasille Abisua,
4Ny zanakalahin'i Merary dia Maly sy Mosy. Ary izao no fokon'ny Levita araka ny rainy:
5(H5:31)Abisualle Bukki ja Bukkille Ussi,
5Avy amin'i Gersona: Libny no zanak'i Gersona, Jahata no zanak'i Libny, Zima no zanak'i Jahata,
6(H5:32)Ussille Serahja ja Serahjalle Merajot,
6Joa no zanak'i Zima, Ido no zanak'i Joa, Zera no zanak'Ido, Jeateray zanak'i Zera.
7(H5:33)Merajotille Amarja ja Amarjalle Ahitub,
7Ny zanakalahin'i Kehata dia Aminadaba, Kora no zanakalahin'i Aminadaba, Asira no zakalahin'i Kora,
8(H5:34)Ahitubille Sadok ja Sadokille Ahimaas,
8Elkana no zanakalahin'i Asira, Ebiasafa no zanakalahin'i Elkana, Asira no zanakalahin'i Ebiasafa,
9(H5:35)Ahimaasille Asarja ja Asarjalle Johanan.
9Tahata no zanakalahin'i Asira, Oriela no zanakalahin'i Tahata, Ozia no zanakalahin'i Oriela, ary Saoly no zanakalahin'i Ozia.
10(H5:36)Johananille syntyi Asarja, joka toimi pappina Salomon Jerusalemiin rakentamassa temppelissä.
10Ary ny zakalahin'i Elkana dia Amasay sy Ahimota.
11(H5:37)Asarjalle syntyi Amarja ja Amarjalle Ahitub,
11Ny amin'i Elkana, ny zananilahy dia Zofay, ary Nahata no zanakalahin'i Zofay,
12(H5:38)Ahitubille Sadok ja Sadokille Sallum,
12Eliaba no zanakalahin'i Nahata, Jerohama no zanakalahin'i Eliaba, Elkana no zanakalahin'i Jerohama.
13(H5:39)Sallumille Hilkia ja Hilkialle Asarja,
13Ary ny zanakalahin'i Samoela dia Vasny lahimatoa sy Abia.[Na: (Jozla sy Abia faralahy); izahao and 18 sy 1 Sam. viii.2]
14(H5:40)Asarjalle Seraja ja Serajalle Josadak.
14Ny zanakalahin'i Merary dia Maly, Libny no zanakalahin'i Maly, Semey no zanakalahin'i Libny, Oza no zanakalahin'i Semey,
15(H5:41)Kun Herra antoi Nebukadnessarin viedä Juudan ja Jerusalemin asukkaat pakkosiirtolaisuuteen, myös Josadak joutui lähtemään heidän mukaansa.
15Simea no zanakalahin'i Oza, Hagia no zanakalahin'i Simea, Asaba no zanakalahin'i Hagia.
16(H6:1)Leevin pojat olivat Gersom, Kehat ja Merari.
16Ary izao no notendren'i Davida ho mpiventy hira tao amin'ny tranon'i Jehovah, rehefa voapetraka tao ny fiara,
17(H6:2)Gersomin pojat olivat nimeltään Libni ja Simei.
17ka nanao hira fanompoam-pivavahana izy tao amin'ny tabernakely, dia ny trano-lay fihaonana, ambara-panaon'i Solomona ny tranon'i Jehovah tany Jerosalema; koa raha nanao ny raharahany izy, dia nitsangana araka ny filaharany avy,
18(H6:3)Kehatin pojat olivat Amram, Jishar, Hebron ja Ussiel.
18dia izao no nanompo mbamin'ny zanany: Tamin'ny zanakalahin'ny Kehatita dia Hemana mpihira, zanakalahin'i Joela, zanakalahin'i Samoela,
19(H6:4)Merarin pojat olivat Mahli ja Musi. Nämä ovat Leevin jälkeläisten suvut isiensä mukaan lueteltuina:
19zanakalahin'i Elkana, zanakalahin'i Jerohama, zanakalahin'i Eliala, zanakalahin'i Toa.
20(H6:5)Gersomin suku: hänen poikansa oli Libni, tämän poika oli Jahat, tämän Simma,
20zanakalahin'i Zofa, zanakalahin'i Elkana, zanakalahin'i Mahata, zanakalahin'i Amasay,
21(H6:6)tämän Joah, tämän Iddo, tämän Serah ja tämän Jeotrai.
21zanakalahin'i Elkana, zanakalahin'i Joela, zanakalahin'i Azaria, zanakalahin'i Zefania,
22(H6:7)Kehatin suku: hänen poikansa oli Amminadab, tämän poika oli Korah, tämän Assir,
22zanakalahin'i Tahata, zanakalahin'i Asira, zanakalahin'i Ebiasafa, zanakalahin'i Kora,
23(H6:8)tämän Elkana, tämän Ebjasaf, tämän Assir,
23zanakalahin'i Jizara, zanakalahin'i Kehata, zanakalahin'i Levy, zanak'Isiraely.
24(H6:9)tämän Tahat, tämän Uriel, tämän Ussia ja tämän Saul.
24Ary Asafa rahalahiny, izay nitsangana teo amin'ny ankavanany, dia Asafa, zanakalahin'i Berekia, zanakalahin'i Simea,
25(H6:10)Elkanan pojat olivat Amasai ja Mahat.
25zanakalahin'i Mikaela, zanakalahin'i Beseia, zanakalahin'i Malkia,
26(H6:11)Mahatin poika oli Elkana, tämän Sofai, tämän Nahat,
26zanakalahin'i Etny, zanakalahin'i Zera, zanakalahin'i Adaia,
27(H6:12)tämän Eliab, tämän Jeroham, tämän Elkana ja tämän Samuel.
27zanakalahin'i Etana, zanakalahin'i Zima, zanakalahin'i Simey,
28(H6:13)Samuelin esikoinen oli Joel, ja hänen toinen poikansa oli Abia.
28zanakalahin'i Jahata, zanakalahin'i Gersona, zanakalahin'i Levy.
29(H6:14)Merarin suku: hänen poikansa oli Mahli, tämän poika oli Libni, tämän Simei, tämän Ussa,
29Ary ny rahalahin'ireo kosa, dia ny zanakalahin'i Merary, nitsangana teo amin'ny ankaviany: Etana, zanakalahin'i Kisy, zanakalahin'i Abdia, zanakalahin'i Maloka,
30(H6:15)tämän Simea, tämän Haggia ja tämän Asaja.
30zanakalahin'i Hasabia, zanakalahin'i Amazia, zanakalahin'i Hilkia,
31(H6:16)Osan leeviläisistä Daavid pani huolehtimaan laulusta Herran pyhäkössä sen jälkeen kun liitonarkku oli asetettu sinne.
31zanakalahin'i Amzy, zanakalahin'i Bany, zanakalahin'i Samera,
32(H6:17)He palvelivat laulajina pyhäkköteltan, Jumalan asumuksen, edessä, kunnes Salomo rakensi Jerusalemiin Herran temppelin. Tehtävästään he huolehtivat saamiensa määräysten mukaisesti.
32zanakalahin'i Maly, zanakalahin'i Mosy, zanakalahin'i Merary, zanakalahin'i Levy.
33(H6:18)Seuraavassa luetellaan temppelilaulajat ja heidän jälkeläisensä: Kehatin suvusta laulajana oli Heman, Joelin poika; hänen isoisänsä oli Samuel,
33Ary ny Levita rahalahin'ireo koa dia efa nomena hanao ny fanompoana rehetra ao amin'ny tabernakelin'ny tranon'Andriamanitra.
34(H6:19)tämän isä Elkana, tämän Jeroham, tämän Eliel, tämän Toah,
34Fa Arona sy ny zananilahy no nanatitra teo ambonin'ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana sy teo ambonin'ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra, mba hanao ny raharaha rehetra ao amin'ny fitoerana masina indrindra sy hanao fanavotana ho an'ny Isiraely, araka izay rehetra nandidian'i Mosesy, mpanompon'Andriamanitra.[Heb. nandoro ho fofona]
35(H6:20)tämän Suf, tämän Elkana, tämän Mahat, tämän Amasai,
35Ary ny zanakalahin'i Arona dia Eleazara, ary Finehasa no zanakalahin'i Eleazara, Abisoa no zanakalahin'i Finehasa,
36(H6:21)tämän Elkana, tämän Joel, tämän Asarja, tämän Sefanja,
36Boky no zanakalahin'i Abisoa, Ozy no zanakalahin'i Boky, Zerahia no zanakalahin'i Ozy,
37(H6:22)tämän Tahat, tämän Assir, tämän Ebjasaf, tämän Korah,
37Meraiota no zanakalahin'i Zerahia, Amaria no zanakalahin'i Meraiota, Ahitoba no zanakalahin'i Amaria,
38(H6:23)tämän Jishar, tämän Kehat, tämän Leevi, Israelin poika.
38Zadoka no zanakalahin'i Ahitoba, Ahimaza no zanakalahin'i Zadoka.
39(H6:24)Hemanin oikealla puolella seisoi hänen kumppaninaan Asaf, Berekjan poika; hänen isoisänsä oli Simea,
39Ary izao no fonenany araka ny vohiny tao amin'ny zara-taniny avy, dia ny an'ny taranak'i Arona, avy amin'ny fokon'ny Kehatita; fa azy ny loka:
40(H6:25)tämän isä Mikael, tämän Baaseja, tämän Malkia,
40Nomeny azy Hebrona tao amin'ny tanin'ny Joda sy ny tany manodidina azy.
41(H6:26)tämän Etni, tämän Serah, tämän Adaja,
41Fa ny saha momba ny tanàna sy ny vohiny kosa nomeny an'i Kaleba, zanak'i Jefone.
42(H6:27)tämän Etan, tämän Simma, tämän Simei,
42Ary ny taranak'i Arona nomeny an'i Hebrona, tanàna fiarovana, ary Libna sy ny tany manodidina azy ary Jatira sy Estemoa sy ny tany manodidina azy
43(H6:28)tämän Jahat, tämän Gersom ja tämän Leevi.
43ary Hilena sy ny tany manodidina azy ary Debira sy ny tany manodidina azy
44(H6:29)Vasemmalla puolella seisoi heidän kumppaninaan Merarin jälkeläinen Etan, Kisin poika; hänen isoisänsä oli Abdi, tämän isä oli Malluk.
44ary Asana sy ny tany manodidina azy ary Beti-semesy sy ny tany manodidina azy;
45(H6:30)Mallukin isä oli Hasabja, tämän Amasja, tämän Hilkia,
45ary avy tamin'ny firenen'i Benjamina dia Geba sy ny tany manodidina azy ary Alemeta sy ny tany manodidina azy ary Anotata sy ny tany manodidina azy. Dia telo ambin'ny folo no isan'ny tanànan'izy mianakavy rehetra.
46(H6:31)tämän Amsi, tämän Bani, tämän Semer,
46Ary ny an'ny taranak'i Kehata sisa tamin'ny fokon'izany firenena izany dia tanàna folo araka ny filokana tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase.
47(H6:32)tämän Mahli, tämän Musi, tämän Merari ja tämän Leevi.
47Ary ny an'ny taranak'i Gersona araka ny fokony dia tanàna telo ambin'ny folo tamin'ny firenen'Isakara sy ny firenen'i Asera sy ny firenen'i Naftaly ary ny firenen'i Manase any Basana.
48(H6:33)Toiset Leevin sukuun kuuluvat olivat saaneet tehtäväkseen palvella muulla tavoin pyhäkössä, Jumalan asumuksessa.
48Ary ny loka azon'ny taranak'i Merary araka ny fokony dia tanàna roa ambini ny folo avy tamin'ny firenen'i Robena sy ny firenen'i Gada ary ny firenen'i Zebolona.
49(H6:34)Vain Aaron ja hänen jälkeläisensä saivat polttaa uhreja polttouhrialttarilla ja suitsutusalttarilla, suorittaa palvelukset kaikkeinpyhimmässä ja sovittaa Israelin synnit. Heidän oli noudatettava tarkasti määräyksiä, jotka Mooses, Jumalan palvelija, oli heille antanut.
49Dia nomen'ny Zanak'i Isiraely ho an'ny Levita ireo tanàna ireo sy ny tany manodidina azy.
50(H6:35)Aaronin jälkeläisiä olivat hänen poikansa Eleasar, tämän poika Pinehas, tämän poika Abisua,
50Ary nomeny tamin'ny filokana ireto tanàna tononina ireto avy tamin'ny firenena taranak'i Joda sy ny firenena taranak'i Simeona ary ny firenena taranak'i Benjamina.
51(H6:36)tämän poika Bukki, tämän poika Ussi, tämän poika Serahja,
51Fa ny sasany amin'ny fokon'ny taranak'i Kehata dia nahazo tanàna avy tamin'ny firenen'i Efraima.
52(H6:37)tämän poika Merajot, tämän poika Amarja, tämän poika Ahitub,
52Ary nomeny azy Sekema, tanàna fiarovana, tao amin'ny tany havoan'i Efraima sy ny tany manodidina azy ary Gazera sy ny tany manodidina azy
53(H6:38)tämän poika Sadok ja tämän poika Ahimaas.
53ary Jokmeama sy ny tany manodidina azy ary Beti-horona sy ny tany manodidina azy
54(H6:39)Nämä olivat leeviläisten asuinpaikat ja leirikylät, jotka sijaitsivat heille annetuilla alueilla: Kehatin sukuun kuuluvat Aaronin jälkeläiset saivat arpaosakseen
54ary Aialona sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany manodidina azy;
55(H6:40)Juudan heimon maista Hebronin kaupungin ja sitä ympäröivät laidunmaat,
55ary ny avy tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase dia Amera sy ny tany manodidina azy ary Bileama sy ny tany manodidina azy, dia ho an'ny fokon'ny taranak'i Kehata sisa.
56(H6:41)mutta kaupungin peltomaat sekä seudun kylät annettiin Kalebille, Jefunnen pojalle.
56Ary ny an'ny taranak'i Gersona dia Golana any Basana sy ny tany manodidina azy ary Astarta, sy ny tany manodidina azy avy tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase;
57(H6:42)Aaronin jälkeläisille annettiin asuttaviksi turvakaupungit Hebron, Libna, Jattir, Estemoa,
57ary ny avy tamin'ny firenen'Isakara dia Kadesy sy ny tany manodidina azy ary Daberata sy ny tany manodidina azy
58(H6:43)Hilen, Debir,
58ary Ramota sy ny tany manodidina azy ary Anema sy ny tany manodidina azy;
59(H6:44)Asan sekä Bet-Semes, kaikki laidunmaineen.
59ary ny avy tamin'ny firenen'i Asera dia Masala sy ny tany manodidina azy ary Abdona sy ny tany manodidina azy
60(H6:45)Benjaminin heimon maista annettiin Geba, Alemet ja Anatot, kaikki laidunmaineen. Aaronin jälkeläisillä oli sukujensa lukumäärän mukaisesti kaikkiaan kolmetoista kaupunkia.
60ary Hokoka sy ny tany manodidina azy ary Rehoba sy ny tany manodidina azy;
61(H6:46)Muut Kehatin jälkeläiset saivat arpaosakseen Efraimin ja Danin heimojen sekä läntisten manasselaisten maista sukujensa lukumäärän mukaisesti kymmenen kaupunkia.
61ary ny avy tamin'ny firenen'i Naftaly dia Kadesy any Galilia sy ny tany manodidina azy ary Hamona sy ny tany manodidina azy ary Kiriataima sy ny tany manodidina azy.
62(H6:7)Gersomin jälkeläiset saivat Isaskarin, Asserin ja Naftalin heimojen sekä Basanissa asuvien manasselaisten maista sukujensa lukumäärän mukaisesti kolmetoista kaupunkia.
62Ary ny an'ny sisa, taranak'i Merary, dia avy tamin'ny firenen'i Zebolona, dia Rimono sy ny tany manodidina azy ary Tabara sy ny tany manodidina azy;
63(H6:48)Merarin jälkeläiset saivat Ruubenin, Gadin ja Sebulonin heimojen maista sukujensa lukumäärän mukaisesti kaksitoista kaupunkia.
63ary any an-dafin'i Jordana, tandrifin'i Jeriko, atsinanan'i Jordana, koa dia avy tamin'ny firenen'i Robena, dia Bazera any an-efitra sy ny tany manodidina azy ary Jaza sy ny tany manodidina azy
64(H6:49)Israelilaiset antoivat siis leeviläisille seuraavat nimeltä mainitut kaupungit laidunmaineen.
64ary Kedemota sy ny tany manodidina azy ary Mefata sy ny tany manodidina azy;
65(H6:50)Ne arvottiin heille Juudan, Simeonin ja Benjaminin heimoille kuuluneista maista.
65ary avy tamin'ny firenen'i Gada dia Ramota-gileada sy ny tany manodidina azy ary Mahanaima sy ny tany manodidina azyary Hesbona sy ny tany manodidina azy ary Jazera sy ny tany manodidina azy.
66(H6:51)Muutamat Kehatin suvut saivat kaupunkeja Efraimin heimolta.
66ary Hesbona sy ny tany manodidina azy ary Jazera sy ny tany manodidina azy.
67(H6:52)Niille annettiin asuttaviksi turvakaupungit: Sikem Efraimin vuoristosta, Geser,
68(H6:53)Jokmeam, Bet-Horon,
69(H6:54)Aijalon ja Gat-Rimmon, kaikki laidunmaineen,
70(H6:55)sekä läntisten manasselaisten maista Aner ja Bileam, molemmat laidunmaineen. Nämä tulivat siis muutamien Kehatin sukujen osalle.
71(H6:56)Gersomin suvut saivat Basanissa asuvien manasselaisten maista Golanin laidunmaineen ja Astarotin laidunmaineen,
72(H6:57)Isaskarin heimolta Kedesin, Daberatin,
73(H6:58)Ramotin ja Anemin, kaikki laidunmaineen,
74(H6:59)Asserin heimolta Masalin, Abdonin,
75(H6:60)Hukokin ja Rehobin, kaikki laidunmaineen,
76(H6:61)sekä Naftalin heimolta Galilean Kedesin ja vielä Hammonin ja Kirjataimin, kaikki laidunmaineen.
77(H6:62)Merarin suvut saivat Sebulonin heimolta Rimmonin ja Taborin, molemmat laidunmaineen.
78(H6:63)Jordanin itäpuolelta Jerikon kohdalta ne saivat Ruubenin heimolta Beserin, joka oli autiomaassa, ja Jahsan,
79(H6:64)Kedemotin ja Mefaatin, kaikki laidunmaineen,
80(H6:65)sekä Gadin heimolta Gileadin Ramotin ja Mahanaimin,
81(H6:66)Hesbonin ja Jaeserin, kaikki laidunmaineen.