1Benjaminille syntyi esikoisena Bela, toinen poika oli Asbel, kolmas Ahrah,
1[Ny amin'ny taranak'i Benjamina sy ny firazanan'i Saoly] Ary Benjamina niteraka an'i Bela, lahimatoa, sy Asbela, lahiaivo, sy Ahara, fahatelo,
2neljäs Noha ja viides Rafa.
2sy Noha, fahefatra, ary Rafa, faralahy.
3Belan pojat olivat Addar, Gera, Abihud,
3Ary ny zanakalahin'i Bela dia Adara sy Gera sy Abihoda
4Abisua, Naaman, Ahoah,
4sy Abisoa sy Namana sy Ahoa
5Gera, Sefufan ja Huram.
5sy Gera sy Sefofana ary Horama.
6Ehudin pojat, jotka olivat Gebassa asuneiden sukujen päämiehiä ja joutuivat siirtymään Manahatiin,
6Ary izao no zanakalahin'i Ehoda (izao no lohan'ny fianakavian'ny mponina any Geba; ary nitondra azy ho babo tany Manahata,
7olivat Naaman, Ahia ja Gera. Gera vei heidät Manahatiin; hänelle syntyivät Ussa ja Ahihud.
7Namana sy Ahia ary Gera; izy no nitondra azy ho babo), niteraka an'i Oza sy Ahihoda izy.
8Sen jälkeen, kun Saharaim oli lähettänyt pois vaimonsa Husimin ja Baaran,
8Ary Saharaima niteraka tao amin'ny tany Moaba taorian'ny nisaorany an'i Hosima sy Bara vadiny.
9hänen vaimonsa Hodes synnytti hänelle Moabin maassa Jobabin, Sibjan, Mesan, Malkamin,
9Ary Hodesy vadiny no niterahany an'i Jobaba sy Ziba sy Mesa sy Malkama
10Jeusin, Sakejan ja Mirman. Näistä hänen pojistaan tuli sukujensa päämiehiä.
10sy Jeoza sy Sakia ary Mirma. Ireo no zananilahy, samy lohan'ny fianakaviany avy.
11Husim oli synnyttänyt hänelle Abitubin ja Elpaalin.
11Ary Hosima no niterahany an'i Abitoba sy Elpala.
12Elpaalin pojat olivat Eber, Miseam ja Semed, joka rakensi Onon ja Lodin sekä sitä ympäröivät kylät.
12Ary ny zanakalahin'i Elpala dia Ebera sy Misama ary Samera, izay nanorina an'i Ono sy Loda sy ny zana-bohiny;
13Beria ja Sema olivat Aijalonissa asuvien sukujen päämiehiä. He karkottivat Gatista sen asukkaat.
13Beria koa sy Sema, izay lohan'ny fianakavian'ny mponina ao Aialona sady nandroaka ny mponina tao Gata;
14Ahjo, Sasak, Jeremot,
14ary Ahio sy Sasaka sy Jeremota
15Sebadja, Arad, Eder,
15sy Zebadia sy Arada sy Adera
16Mikael, Jispa ja Joha olivat Berian poikia.
16sy Mikaela sy Jispa sy Joha (zanakalahin'i Beria ireo),
17Sebadja, Mesullam, Hiski, Heber,
17ary Zebadia sy Mesolama sy Hizky sy Hebera
18Jismerai, Jislia ja Jobab olivat Elpaalin poikia.
18sy Jismeray sy Jizlia sy Jobaba (zanakalahin'i Elpala ireo),
19Jakim, Sikri, Sabdi,
19ary Jakima sy Zikry sy Zabdy
20Elienai, Silletai, Eliel,
20sy Elienay sy Ziletahy sy Eliala
21Adaja, Beraja ja Simrat olivat Simein poikia.
21sy Adaia sy Beraia sy Simrata (zanakalahin'i Simey ireo),
22Jispan, Eber, Eliel,
22ary Jispana sy Hebera sy Eliala
23Abdon, Sikri, Hanan,
23sy Abdona sy Zikry sy Hanana
24Hananja, Elam, Antotia,
24sy Hanania sy Elama sy Antotia
25Jifdeja ja Penuel olivat Sasakin poikia.
25sy Jifdia sy Penoela (zanakalahin'i Sasaka ireo),
26Samserai, Seharja, Atalja,
26ary Samseray sy Seharia sy Atalia
27Jaaresja, Elia ja Sikri olivat Jerohamin poikia.
27sy Jaresia sy Elia sy Zitry (zanakalahin'i Jerohama ireo).
28Nämä olivat sukujen päämiehet suvuittain lueteltuina. He asuivat Jerusalemissa.
28Ireo no lohan'ny fianakaviany araka ny firazanany, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema.
29Gibeonin perustaja Jeiel asui Gibeonissa. Hänen vaimonsa oli nimeltään Maaka,
29Ary tao Gibeona no nonenan'ny razamben'ny an'i Gibeona, ary ny anaran'ny vadiny dia Imaka,
30ja hänen poikansa olivat Abdon, esikoinen, Sur, Kis, Baal, Ner, Nadab,
30ary Abdona no lahimatoany, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nadaba,
31Gedor, Ahjo, Seker ja Miklot.
31dia Gedora, dia Ahio, dia Zakera.
32Miklotille syntyi Sima. Veljiensä lailla hekin asuivat Jerusalemissa.
32Ary Miklota niteraka an'i Simea. Ireo koa dia niara-nonina tamin'ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy.
33Nerille syntyi Kis ja Kisille Saul. Saulille syntyivät Jonatan, Malkisua, Abinadab ja Esbaal.
33Ary Nera niteraka an'i Kisy; ary Kisy niteraka an'i Saoly; ary Saoly niteraka an'i Jonatana sy Malkisoa sy Abinadaba ary Esbala.
34Jonatanin poika oli Meribbaal, ja Meribbaalille syntyi Miika.
34Ary ny zanakalahin'i Jonatana dia Meribala; ary Meribala niteraka an'i Mika.
35Miikan pojat olivat Piton, Melek, Taarea ja Ahas.
35Ary ny zanakalahin'i Mika dia Pitona sy Maleka sy Tarea ary Ahaza.
36Ahasille syntyi Joadda, Joaddalle Alemet, Asmavet ja Simri. Simrille syntyi Mosa,
36Ary Ahaza niteraka an'i Joada; ary Joada niteraka an'i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an'i Moza;
37Mosalle Binea. Tämän poika oli Rafa, Rafan poika oli Eleasa ja tämän poika Asel.
37ary Moza niteraka an'i Binea; Rafa no zanakalahin'i Binea, Elasa no zanakalahin'i Rafa, Azela no zanakalahin'i Elasa
38Aselilla oli kuusi poikaa. He olivat nimeltään Asrikam, Bokeru, Jismael, Searja, Obadja ja Hanan; nämä kaikki olivat Aselin poikia.
38Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy, ka izao no anarany: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Azela.
39Hänen veljensä Esekin esikoinen oli Ulam, toinen poika oli Jeus ja kolmas Elifelet.
39Ary ny zanakalahin'i Eseka rahalahiny dia Olama, lahimatoa, sy Jeosy, lahiaivo, ary Elifeleta, faralahy.Ary ny zanakalahin'i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka, ary nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dia dimam-polo amby zato. Ireo rehetra ireo no taranak'i Benjamina.
40Ulamin pojat olivat mahtavia ja rohkeita jousimiehiä, ja heillä oli runsaasti poikia ja pojanpoikia, kaikkiaan sataviisikymmentä. Kaikki nämä olivat Benjaminin jälkeläisiä.
40Ary ny zanakalahin'i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka, ary nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dia dimam-polo amby zato. Ireo rehetra ireo no taranak'i Benjamina.