1Kuningas Kserkses saattoi veron alaisiksi kaikki maat sekä meren rannikot ja saaret.
1Ary Ahasoerosy mpanjaka nampandoa hetra ny tany sy ny nosin-dranomasina.
2Kaikki hänen mahtavat tekonsa ja saavutuksensa sekä kertomus siitä kunniasta ja vallasta, jonka Mordokai häneltä sai, on merkitty Meedian ja Persian kuninkaiden historiaan.
2Ary izay rehetra nataony araka ny fahefany sy ny heriny mbamin'ny filazana ny fahalehibiazan'i Mordekay, araka izay nanandratan'ny mpanjaka azy, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Media sy Persia va izany?Fa Mordekay Jiosy no nanarakaraka an'i Ahasoerosy mpanjaka sady nalaza tamin'ny Jiosy ka nankasitrahan'ny rahalahiny maro, satria nitady hihasoa ny fireneny izy sady nilaza fiadanana tamin'ny olona rehetra iray firazanana aminy.
3Juutalainen Mordokai oli arvossa seuraava heti kuningas Kserkseen jälkeen. Hän oli suuresti arvostettu juutalaisten keskuudessa ja lukuisien heimoveljiensä rakastama, sillä hän toimi aina kansansa parhaaksi ja pyrki kaikin tavoin huolehtimaan heimolaistensa hyvinvoinnista.
3Fa Mordekay Jiosy no nanarakaraka an'i Ahasoerosy mpanjaka sady nalaza tamin'ny Jiosy ka nankasitrahan'ny rahalahiny maro, satria nitady hihasoa ny fireneny izy sady nilaza fiadanana tamin'ny olona rehetra iray firazanana aminy.