1Matkalaulu. Kuin Siionin vuori on Herraan luottava kansa, se ei horju vaan kestää iäti.
1[Ny fiarovana mahafinaritra hitan'izay matoky an'Andriamanitra] Fihirana fiakarana. Izay matoky an'i Jehovah dia tahaka ny tendrombohitra Ziona, izay tsy mihetsika, fa mitoetra mandrakizay.[Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga]
2Niin kuin vuoret ympäröivät Jerusalemia, niin suojaa Herra kansaansa nyt ja aina.
2Tahaka ny tendrombohitra manodidina an'i Jerosalema No anodidinan'i Jehovah ny olony Hatramin'izao ka ho mandrakizay
3Siksi ei vääryyden valtikka pysy oikeamielisten maassa eikä vanhurskas joudu tarttumaan vääryyden töihin.
3Fa tsy hitoetra eo amin'ny anjaran'ny marina ny tehim-panjakan'ny ratsy fanahy, Fandrao ny marina haninjitra ny tànany hanendry zava-dratsy.
4Herra, palkitse hyvät hyvällä, oikeamieliset oikeudella.
4Jehovah ô, manaova soa amin'ny tsara Sy ny mahitsy fo.Fa izay mivily ho amin'ny sakeli-dalana mivilivily Dia horoahin'i Jehovah miaraka amin'ny mpanao ratsy anie. Fiadanana anie ho amin'ny Isiraely.
5Herra, tuhoa ne, jotka eksyvät kierouden poluille. Hävitä vääryydentekijät! Rauha ja menestys Israelille!
5Fa izay mivily ho amin'ny sakeli-dalana mivilivily Dia horoahin'i Jehovah miaraka amin'ny mpanao ratsy anie. Fiadanana anie ho amin'ny Isiraely.