1[Ny amin'ny mpanao raharaham-panjakana, ary ny voninahitr'i Solomona sy ny fahendreny] Ary nanjaka tamin'ny Isiraely rehetra Solomona mpanjaka.
1And king Solomon is king over all Israel,
2Ary izao no lehibe tao aminy: Azaria, zanak'i Zadoka, no mpisorona; [Na: zanak'i Zadoka mpisorona]
2and these [are] the heads whom he hath: Azariah son of Zadok [is] the priest;
3Elihorefa sy Ahia, zanak'i Sisa, no mpanoratra; Josafata. zanak'i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaha-mpanjakana;
3Elihoreph and Ahiah sons of Shisha [are] scribes; Jehoshaphat son of Ahilud [is] remembrancer;
4ary Benaia, zanak'i Joiada, no komandin'ny miaramila; ary Zadoka sy Abiatara no mpisorona;
4and Benaiah son of Jehoiada [is] over the host; and Zadok and Abiathar [are] priests;
5ary Azaria, zanak'i Natana, no lehiben'ny olona voatendry; ary Zaboda, zanak'i Natana, no mpanolotsaina, sakaizan'ny mpanjaka, [Heb. mpisorona]
5and Azariah son of Nathan [is] over the officers; and Zabud son of Nathan [is] minister, friend of the king;
6ary Ahisara no lehiben'ny tao an-dapa; ary Adonirama, zanak'i Abda, no komandin'ny mpanao fanompoana.
6And Ahishar [is] over the household, and Adoniram son of Abda [is] over the tribute.
7Ary Solomona nanendry roa ambin'ny folo lahy ho amin'ny Isiraely rehetra hiadidy ny zavatra rehetra nilain'ny mpanjaka sy ny ankohonany; samy niadidy ny iray volana avy amin'ny herintaona izy.
7And Solomon hath twelve officers over all Israel, and they have sustained the king and his household — a month in the year is on each one for sustenance;
8Ary izao no anarany: Beni-hora tany amin'ny tany havoan'i Efraima;
8and these [are] their names: Ben-Hur in the hill-country of Ephraim;
9Beni-dakera tao Makaza sy tao Salbima sy Beti-semesy ary Elon-beti-hanana;
9Ben-Dekar in Makaz, and Shaalbim, and Beth-Shemesh, and Elon-Beth-Hanan.
10Beni-haseda tao Arobota; Soko sy ny tany Hefera rehetra no azy;
10Ben-Hesed [is] in Aruboth, hath Sochoh and all the land of Hepher;
11Ben'abinadaba tao amin'ny havoan'i Dora rehetra (Tafata, zanakavavin'i Solomona, no vadiny);
11Ben-Abinadab [hath] all the elevation of Dor, Taphath daughter of Solomon became his wife.
12Bana, zanak'i Ahiloda; azy Tanaka sy Megido ary Beti-sana rehetra, izay anilan'i Zaretana, ambanin'i Jezirela, hatrany Beti-sana ka hatrany Abela-mehola, dia hatrany ankoatr'i Jokneama no azy.
12Baana Ben-Ahilud [hath] Taanach and Megiddo, and all Beth-Shean, which [is] by Zartanah beneath Jezreel, from Beth-Shean unto Abel-Meholah, unto beyond Jokneam.
13Beni-gabera tao Ramota-gileada; ny tanàna madinika an'i Jaïra, zanak'i Manase, izay any Gileada, no azy; azy koa ny tany Argoba, izay any Basana, dia tanana enim-polo lehibe nisy manda sy hidy varahina; [Havota-jaïra; izahao Nom. xxxii. 41]
13Ben-Geber, in Ramoth-Gilead, hath the small towns of Jair son of Manasseh, which [are] in Gilead; he hath a portion of Argob that [is] in Bashan, sixty great cities [with] wall and brazen bar.
14Ahinadaba, zanak'Ido, tany Mahanaima;
14Ahinadab son of Iddo [hath] Mahanaim.
15Ahimaza tany Naftaly; izy kosa nanambady an'i Basemata, zanakavavin'i Solomona;
15Ahimaaz [is] in Naphtali; he also hath taken Basemath daughter of Solomon for a wife.
16Bana, zanak'i Hosay, tany Asera sy Alota;
16Baanah Ben-Hushai [is] in Asher, and in Aloth.
17Josafata, zanak'i Paroa, tany Isakara;
17Jehoshaphat Ben-Paruah [is] in Issachar.
18Simey, zanak'i Ela, tany Benjamina;
18Shimei Ben-Elah [is] in Benjamin.
19Gabera, zanak'i Ory, tany amin'ny tany Gileada, tanin'i Sihona, mpanjakan'ny Amorita, sy Oga, mpanjakan'i Basana; ary izy ihany no voatendry ho amin'izany tany izany.Ary ny Joda sy ny Isiraely dia maro, tahaka ny fasika amoron-dranomasina ny hamarony, sady mihinana sy misotro ary mifaly.
19Geber Ben-Uri [is] in the land of Gilead, the land of Sihon king of the Amorite, and of Og king of Bashan: and one officer who [is] in the land.
20Ary ny Joda sy ny Isiraely dia maro, tahaka ny fasika amoron-dranomasina ny hamarony, sady mihinana sy misotro ary mifaly.
20Judah and Israel [are] many, as the sand that [is] by the sea for multitude, eating and drinking and rejoicing.
21And Solomon hath been ruling over all the kingdoms, from the River [to] the land of the Philistines and unto the border of Egypt: they are bringing nigh a present, and serving Solomon, all days of his life.
22And the provision of Solomon for one day is thirty cors of flour, and sixty cors of meal;
23ten fat oxen, and twenty feeding oxen, and a hundred sheep, apart from hart, and roe, and fallow-deer, and fatted beasts of the stalls,
24for he is ruling over all beyond the river, from Tiphsah and unto Gaza, over all the kings beyond the river, and he hath peace from all his servants round about.
25And Judah dwelleth — and Israel — in confidence, each under his vine, and under his fig-tree, from Dan even unto Beer-Sheba, all the days of Solomon.
26And Solomon hath forty thousand stalls of horses for his chariots, and twelve thousand horsemen.
27And these officers have sustained king Solomon and every one drawing near unto the table of king Solomon, each [in] his month; they let nothing be lacking.
28And the barley and the straw, for horses and for dromedaries, they bring in unto the place where they are, each according to his ordinance.
29And God giveth wisdom to Solomon, and understanding, very much, and breadth of heart, as the sand that [is] on the edge of the sea;
30and the wisdom of Solomon is greater than the wisdom of any of the sons of the east, and than all the wisdom of Egypt;
31and he is wiser than all men, than Ethan the Ezrahite, and Heman, and Chalcol, and Darda, sons of Mahol, and his name is in all the nations round about.
32And he speaketh three thousand similes, and his songs [are] five, and the chief one;
33and he speaketh concerning the trees, from the cedar that [is] in Lebanon, even unto the hyssop that is coming out in the wall, and he speaketh concerning the cattle, and concerning the fowl, and concerning the creeping things, and concerning the fishes,
34and there come out of all the peoples to hear the wisdom of Solomon, from all kings of the earth who have heard of his wisdom.