1Ny tenin'i Jehovah, izay tonga tamin'i Hosea, zanak'i Bery, tamin'ny andro nanjakan'i Ozia sy Jotama sy Ahaza ary Hezekia, mpanjakan'ny Joda, sy tamin'ny andron'i Jeroboama, zanak'i Joasy, mpanjakan'ny Isiraely.
1 Rabbi sanno kaŋ kaa Hoseya Beeri izo do neeya. A kaa Yahuda bonkooney Uzziya nda Yotam da Ahaz da Hezeciya zamaney ra, da Israyla* bonkoono Yerobowam Yowasa izo zamana ra mo.
2[] Tamin'ny niandohan'ny nitenenan'i Jehovah tamin'i Hosea dia hoy Jehovah taminy: Andeha ianao maka vady izay efa tena janga sy zanaky ny fijangajangana; fa fatra-pijangajanga miala amin'i Jehovah ny tany.
2 Waato kaŋ Rabbi sintin ka salaŋ da Hoseya meyo, Rabbi ne Hoseya se: «Koy ka sambu kaaruwa k'a ciya ni wande, ma kande kaaruwa izey a banda mo, sanda misa cine zama laabo go zina teeyaŋ gaa gumo, a goono ga fay da ay, kaŋ ga ti Rabbi.»
3Dia lasa izy naka an'i Gomera, zanakavavin'i Diblaima; ary dia nanan'anaka ravehivavy ka nitera-dahy taminy.
3 Kal a koy ka Gomer Diblayim ize hiiji. Nga mo te gunde ka hay a se ize aru.
4Ary hoy Jehovah taminy: Ataovy Jezirela no anarany; fa vetivety dia hovaliako ny taranak'i Jeho noho ny rà nalatsaka tao Jezirela, ary hatsahatro ny fanjakan'ny taranak'Isiraely.
4 Rabbi ne a se mo: «Ni m'a maa daŋ Irikoy dumari, zama ne ka koy alwaati kayna ay ga Yezreyel kwaara kuro alhakku bana Yehu dumo gaa. Ay ga naŋ mo Israyla dumo koytara ma ban.
5Ary amin'izany andro izany dia hotapahiko ao amin'ny tany lemaka Jezirela ny tsipìkan'Isiraely.
5 A ga ciya mo han din hane, ay ga Israyla birawo ceeri Yezreyel gooro ra.»
6Ary nanan'anaka indray ravehivavy ka nitera-bavy. Dia hoy Jehovah taminy: Ataovy Lò-rohama no anarany; fa tsy hamindra fo amin'ny taranak'Isiraely intsony Aho, eny, tsy havelako mihitsy ny helony.[Lò-rohama = Tsy namindrana fo][Na: hofoanako avokoa ny ananany]
6 Kala Gomer ye ka te gunde, a hay wayboro. Rabbi ne Hoseya se: «Ni m'a maa daŋ I-si-bakar, zama ay si ye ka bakar Israyla dumo se koyne, hal ay m'i yaafa baa kayna.
7Fa ny taranak'i Joda no hamindrako fo, ary Izaho Jehovah Andriamaniny no hamonjy azy, nefa tsy amin'ny tsipìka, na amin'ny sabatra, na amin'ny ady, na amin'ny soavaly, na amin'ny mpitaingin-tsoavaly.
7 Amma ay ga bakar Yahuda dumo se. Ay, Rabbi i Irikoyo, ay kamba no g'i faaba. Ay si i faaba nda biraw, wala nda takuba, wala nda tangami, wala nda bariyaŋ, wala nda bari-kariyaŋ.»
8Ary rehefa notazana Lò-rohama, dia nanan'anaka indray reniny ka nitera-dahy.Dia hoy Jehovah: Ataovy Lò-amy no anarany; fa ianareo tsy oloko, ary Izaho tsy ho Andriamanitrareo.[Lò-amy = Tsy oloko][Heb. tsy ho anareo]
8 Waato kaŋ Gomer na I-si-bakar kaa wa, a ye ka te gunde ka hay ize aru koyne.
9Dia hoy Jehovah: Ataovy Lò-amy no anarany; fa ianareo tsy oloko, ary Izaho tsy ho Andriamanitrareo.[Lò-amy = Tsy oloko][Heb. tsy ho anareo]
9 Rabbi ne: «Ma nga wo maa daŋ, Manti-ay-jama no. Zama araŋ wo manti ay jama no, ay mo manti araŋ Irikoyo no.»