1In Abija je legel k očetom svojim, in pokopali so ga v mestu Davidovem; in Asa, sin njegov, je zakraljeval na mestu njegovem. V dnevih njegovih je imela dežela mir deset let.
1Ary Asa nanao izay tsara sy mahitsy eo imason'i Jehovah Andriamanitra;
2In Asa je delal, kar je bilo dobro in pravično v očeh GOSPODA, njegovega Boga;
2fa nandrava ny alitaran'ny firenena hafa sy ny fitoerana avo izy sady nanorotoro ny tsangam-baton-tsampy ary nikapa ny Aseraha.
3kajti odpravil je tuje oltarje in višave in je strl stebre in posekal Ašere.
3Ary nandidy ny Joda hitady an'i Jehovah, Andriamanitry ny razany, izy ary hankatò ny lalàna sy ny didy.
4In ukazal je Judi, naj išče GOSPODA, Boga očetov svojih, in izpolnjuje postavo in zapoved.
4Ary nandrava ny fitoerana avo sy ny tsangan-kazo ho an'ny masoandro teny amin'ny tanànan'ny Joda rehetra izy; dia nandry fahizay ny fanjakana teo anatrehany.[Na: tsangam-bato]
5Odpravil je tudi iz vseh mest Judovih višave in solnčne podobe. In kraljevina je imela mir pod njim.
5Ary nanao tanàna mimanda tany Joda izy; ka dia nandry fahizay ny tany, fa tsy nisy ady tamin'izany andro izany; fa Jehovah no nanome azy fiadanana.
6In sezidal je utrjena mesta na Judovem, kajti dežela je imela mir in ni bilo vojne zoper njega v tistih letih, ker mu je GOSPOD dal pokoj.
6Dia hoy izy tamin'ny Joda: Andeha hamboarintsika ireto tanana ireto ka hasiantsika manda manodidina sy tilikambo ary vavahady mihidy, raha mbola azontsika zakaina ny tany; fa efa nitady an'i Jehovah Andriamanitsika isika; eny, nitady Azy isika, ka nanome antsika fiadanana amin'ny manodidina Izy. Ary dia namboariny avokoa izany ka tontosa tsara.
7Velel je namreč Judi: Zgradimo ta mesta in napravimo zidove okoli njih in stolpe, vrata in zapahe! Dežela je še pred nami, kajti iskali smo GOSPODA, svojega Boga, iskali smo ga, in dal nam je pokoj naokoli. Nato so zidali, in šlo jim je po sreči.
7Ary Asa nanana miaramila, dia telo hetsy mpitana ampinga lehibe sy lefona avy tamin'ny Joda, ary valo alina amby roa hetsy mpitana ampinga sy tsipìka avy amin'ny Benjamina; ireo rehetra ireo dia lehilahy mahery avokoa.
8In Asa je imel vojake, ki so nosili ščite in sulice, iz Jude tristo tisoč, iz Benjamina pa, ki so nosili ščite in z loka streljali, dvesto in osemdeset tisoč; ti so vsi bili vrli junaki.
8Ary Zera Etiopiana nivoaka hiady tamin'ireo ka nitondra miaramila iray tapitrisa sy kalesy telon-jato, ka dia tonga tao Maresa.
9Prišel je pa nadnje Zerah, Etiopec, z vojsko tisočkrat tisoč mož in tristo voz; in prišel je do Marese.
9Ary Asa nivoaka hiady taminy, dia samy nilahatra hiady teo andohasaha Zefata akaikin'i Maresa izy.
10Tedaj mu pride Asa nasproti, in pripravijo se na boj v dolini Zefati pri Maresi.
10Ary Asa nitaraina tamin'i Jehovah Andriamaniny ka nanao hoe: Jehovah ô, tsy misy afa-tsy Hianao no mahavonjy ny tsy manan-kery, raha iadian'ny maro izy, ka vonjeo izahay, Jehovah Andriamanitray ô, fa Hianao no iankinanay, ary ny anaranao no andehananay hiady amin'ireto olona ireto. Jehovah ô. Hianao no Andriamanitray; aza avela hisy olona haharesy Anao.[Na: Jehovah ô, mora foana aminao ny hamonjy na ny mahery na izay tsy manan-kery]
11In Asa vpije h GOSPODU, Bogu svojemu, in reče: GOSPOD, pri tebi ni razločka pomagati, kjer je veliko ali kjer nobene ni moči. Pomagaj nam, o GOSPOD, Bog naš! zakaj na tebe se opiramo in v tvojem imenu smo prišli zoper to množico. Ti, GOSPOD, si naš Bog; zoper tebe noben smrtnik ne premore ničesar!
11Ary Jehovah namely ny Etiopiana teo anoloan'i Asa sy ny Joda, ka dia nandositra ireny.
12In GOSPOD je udaril Etiopce pred Asom in pred Judo; in Etiopci so zbežali.
12Ary Asa sy ny vahoaka teo aminy nanenjika azy hatrany Gerara, ka dia nahafatesana be ny Etiopiana ka tsy naharina intsony; fa voaringana teo anoloan'i Jehovah sy ny miaramilany izy, ka nahazoan'ny Joda babo betsaka.
13Asa pa in ljudstvo, ki je bilo pri njem, jih je zasledovalo do Gerarja, in padlo jih je iz Etiopcev toliko, da se niso mogli okrepiti, kajti strti so bili pred GOSPODOM in pred njegovo vojsko. In Judovi so odnesli silno veliko plena.
13Ary namely ny tanàna rehetra manodidina an'i Gerara izy; fa ny fahatahorana an'i Jehovah nahazo ireo, ka nobaboiny ny tanana rehetra, fa be ny babo tao.Ary namely ny vala izy ka nahazo babo betsaka, dia ondry aman'osy sy rameva, ary dia niverina ho any Jerosalema izy.
14In udarili so vsa mesta okoli Gerarja, kajti strah Božji jih je obšel; in oplenili so vsa mesta, ker je bilo veliko plena v njih.Vdrli so tudi v ovčje staje in odvedli veliko ovac in velblodov ter so se vrnili v Jeruzalem.
14Ary namely ny vala izy ka nahazo babo betsaka, dia ondry aman'osy sy rameva, ary dia niverina ho any Jerosalema izy.
15Vdrli so tudi v ovčje staje in odvedli veliko ovac in velblodov ter so se vrnili v Jeruzalem.