Slovenian

Malagasy

2 Chronicles

2

1In Salomon se je namenil zgraditi hišo imenu GOSPODOVEMU in hišo za svoje kraljevanje.
1Dia nanisa olona fito alina ho mpitondra entana Solomona ary valo alina ho mpikapa hazo eny an-tendrombohitra ary enin-jato amby telo arivo ho mpifehy azy.
2In Salomon je odštel sedemdeset tisoč mož, da nosijo bremena, in osemdeset tisoč mož, da sekajo les v gorah, in tri tisoč in šeststo, da jih nadzorujejo.
2Ary Solomona naniraka hankany amin'i Hirama, mpanjakan'i Tyro, hanao hoe: Tahaka ny nataonao tamin'i Davida raiko, raha nampanatitra hazo sedera ho azy hanaovany trano hitoerany ianao,
3In poslal je k Huramu, kralju tirskemu, in sporočil: Kakor si storil z očetom mojim Davidom, ko si mu poslal cedrovine, da si zgradi hišo za prebivanje, enako stóri z menoj.
3indro, izaho efa efa hanao trano ho an'ny anaran'i Jehovah Andriamanitro izay hohamasinina ho Azy ka handoroana ditin-kazo mani-pofona eo anatrehany sy hasiana ny mofo aseho mandrakariva ary handoroana ny fanatitra isa-maraina sy Isan-kariva ary amin'ny Sabata sy ny voaloham-bolana ary amin'ny fotoam-pivavahina voatendrin'i Jehovah Andriamanitray; ho adidin'ny Isiraely mandrakizay izany.
4Glej, hišo hočem zidati imenu GOSPODA, Boga svojega, da mu jo posvetim, da bi se pred njim žgalo sladko dišečekadilo in se vsekdar vrstili kruhi in darovale žgalščine zjutraj in zvečer, ob sobotah in ob mlajih in ob določenih praznikih GOSPODA, našega Boga; večna je to postava Izraelu.
4Ary ny trano efa hataoko dia lehibe, satria lehibe noho ny andriamanitra rehetra ny Andriamanitray.
5Hiša pa, ki jo hočem graditi, bode velika, zakaj velik je Bog naš mimo vseh bogov.
5Nefa iza no mahay manao trano ho Azy? Fa ny lanitra ary ny lanitry ny lanitra aza tsy omby Azy. Ka iza moa aho, no hanao trano ho Azy, afa-tsy ny handoroana ditin-kazo manitra eo anatrehany ihany?
6A kdo je zmožen graditi mu hišo? Saj nebo in nebesa nebes ga ne morejo obseči; kdo sem torej jaz, da bi mu zgradil hišo, samo le da se zažiga kadilo pred njim?
6Koa aniraho olon-kendry aho hiasa volamena sy volafotsy sy varahina sy vy sy volomparasy sy jaky ary manga, ary izay mahay misokitra manao sarin-javatra mba hiara-manao amin'ny olo-mahay zavatra izay atỳ amiko atỳ Joda sy Jerosalema, izay efa nomanin'i Davida raiko.
7Sedaj mi torej pošlji modrega moža, ki zna delati iz zlata, srebra, brona, železa in iz zagorelordečega, karmezinovega in višnjevega blaga in ki umeje izrezljavati rezbe, da dela z veščaki, ki so pri meni v Judeji in v Jeruzalemu, katere je priskrbel oče moj.
7Ary anatero hazo sedera sy kypreso ary almoga avy any Libanona koa aho; fa fantatro fa mahay mikapa hazo any Libanona ny vahoakanao; ary, indro, ny vahoakako hiaraka amin'ny vahoakanao
8Pošlji mi tudi cedrovega, cipresovega in sandalovega lesa z Libanona; kajti vem, da znajo hlapci tvoji sekati libanonski les; in glej, hlapci moji bodo s hlapci tvojimi,
8mba hanamboatra hazo betsaka ho ahy; fa ny trano izay efa hataoko dia ho lehibe higagana.
9da mi pripravijo veliko lesa, zakaj hiša, ki jo hočem graditi, bo nenavadno velika.
9Ary, indro, homeko vary tritika voafotsy sy vary hordea roa alina kora avy ary divay sy diloilo roa alina bata avy ny vahoakanao mpikapa hazo.
10In glej, jaz dam hlapcem tvojim, delavcem, ki bodo tesali les, v živež dvajset tisoč meric pšenice in dvajset tisoč meric ječmena in dvajset tisoč batov vina in dvajset tisoč batov olja.
10Ary hoy Hirama, mpanjakan'i Tyro, tamin'ny taratasy izay nampanateriny ho any amin'i Solomona: Noho ny fitiavan'i Jehovah ny olony no nanendreny anao ho mpanjakany.
11Nato odgovori Huram, kralj tirski, v pismu, katero pošlje Salomonu: Ker GOSPOD ljubi ljudstvo svoje, zato te je postavil za kralja nad njimi.
11Ary hoy koa Hirama: Isaorana anie Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Izay nanao ny lanitra sy ny tany, noho ny nanomezany an'i Davida zanaka hendry, izay manana fahendrena sy fahalalana, ka hanao trano ho an'i Jehovah sy lapa ho an'ny tenany izy.
12Še reče Huram: Hvaljen bodi GOSPOD, Bog Izraelov, ki je naredil nebesa in zemljo, da je dal kralju Davidu modrega sina, obdarovanega s previdnostjo in razumnostjo, ki bo gradil hišo GOSPODU in hišo za svoje kraljevanje.
12Koa ankehitriny, indro, maniraka olona mahay zavatra sady manana fahalalana aho, dia Hiram-aby,[Na: Ikaky Hirama]
13In sedaj pošiljam modrega moža, obdarovanega z razumnostjo, Hurama, svojega očeta,
13zanaky ny vehivavy Danita sy ny lehilahy Tyriana. Ary izy dia mahay miasa volamena sy volafotsy sy varahina sy vy sy vato sy hazo sy volomparasy sy manga sy rongony fotsy madinika ary jaky; ary mahay misokitra manao sarin-javatra samy hafa sy mahay manao marika amin'izay asa rehetra asaina ataony, ka dia hiara-manao amin'ny olon-kendrinao sy ny olon-kendrin'itompokolahy Davida rainao Izy.
14ki je sin žene izmed Danovih hčera, oče njegov pa je bil Tirec. Ta zna delati iz zlata, srebra, brona, železa, kamena, lesa, iz zagorelordečega in višnjevega blaga, iz tenčice in karmezina, tudi izrezljavati vsakovrstno rezbo ter izmišljati kakršnokoli umetnino, ki se mu naloži, da dela s tvojimi umetniki in z umetniki gospoda mojega Davida, očeta tvojega.
14Ary ny vary tritika sy ny vary hordea ary ny diloilo sy ny divay, izay nolazainao, tompokolahy dia aoka hampanaterina ho atỳ aminay mpanomponao;
15Poslej naj pošilja torej gospod moj hlapcem svojim pšenice in ječmena, olja in vina, kakor je obljubil.
15Ary izahay dia hikapa hazo any Libanona araka izay rehetra tadiavinao; ary hofehezinay ka hampandehaninay mitsinkafona amin'ny ranomasina ho any Jopa; ary ianao kosa no hitondra azy miakatra hankany Jerosalema.
16Mi pa bomo sekali les z Libanona, kolikor ti ga bo treba, in ti ga spravimo na plaveh po morju v Japo, ti pa poskrbiš, da ga peljejo gori v Jeruzalem.
16Ary Solomona nanisa ny lehilahy hafa firenena rehetra izay nonina tamin'ny tanin'ny Isiraely araka ny nanisan'i Davida rainy Lzy, ary ny isany dia enin-jato amby telo arivo amby dimy alina sy iray hetsy.Ary ny fito alina tamin'ireo dia nataony mpitondra entana, ary ny valo alina nataony mpikapa hazo eny an-tendrombohitra, ary ny enin-jato amby telo arivo nataony mpifehy hampiasa ny olona.
17In Salomon je preštel vse tujce v deželi Izraelovi, po štetju, po katerem jih je preštel David, oče njegov, in našteli so jih sto in triinpetdeset tisoč in šeststo.In postavil jih je sedemdeset tisoč, da nosijo bremena, in osemdeset tisoč, da sekajo les v gorah, in tri tisoč in šeststo za nadzornike, da priganjajo ljudstvo k delu.
17Ary ny fito alina tamin'ireo dia nataony mpitondra entana, ary ny valo alina nataony mpikapa hazo eny an-tendrombohitra, ary ny enin-jato amby telo arivo nataony mpifehy hampiasa ny olona.
18In postavil jih je sedemdeset tisoč, da nosijo bremena, in osemdeset tisoč, da sekajo les v gorah, in tri tisoč in šeststo za nadzornike, da priganjajo ljudstvo k delu.