1Sedaj pa zberi čete svoje, o hči čet! oblego so napravili zoper nas; s palico bodo tepli po licu sodnika Izraelovega.
1[Ny hahaterahan'ny Mesia, sy ny ho toetry ny fanjakany] Fa ianao, ry Betlehema Efrata, Izay kely tsy tokony ho isan'ny arivon'i Joda akory, Dia avy ao aminao no hivoahan'Izay anankiray ho Mpanapaka ho Ahy ao amin'ny Isiraely; Hatry ny fahagola no efa nivoahany, dia hatrizay hatrizay.
2In ti, Betlehem Efrata, premajhen, da bi bil med tisoči Judovimi: iz tebe mi pride tisti, ki ima biti vladar v Izraelu; njega izviri so od starodavnosti, od dni večnosti.
2Koa dia hatolony ireny, Ambara-pihavin'ny fotoana hiterahan'izay anankiray hiteraka; Ary izay sisa amin'ny rahalahiny dia hiverina mbamin'2 ny Zanak'Isiraely.[Na: ho any]
3Zato jih izroči stiskalcem do časa, ko porodnica porodi; in ostanek bratov njegovih se povrne k sinovom Izraelovim.
3Ary hitsangana Izy hiandry ny ondriny amin'ny herin'i Jehovah. Sy amin'ny voninahitry ny anaran'i Jehovah Andriamaniny, Ka handry fahizay ireny, Fa izao dia ho lehibe hatrany amin'ny faran'ny tany Izy.
4In bo stal in pasel čredo svojo v moči GOSPODOVI, v veličastju imena GOSPODA, Boga svojega. In bodo mirno prebivali; kajti sedaj bode velik do koncev zemlje.
4Ary Izy no ho fiadanana; Raha tonga eto amin'ny tanin-tsika ny Asyriana Ka miditra ao amin'ny tranobentsika, Dia hanangana mpiandry ondry fito sy mpanapaka valo hisakana azy isika.
5In ta mož bode naš mir. Ko pride Asirec v deželo našo in ko stopi v palače naše, tedaj postavimo zoper njega sedem pastirjev in osem knezov med ljudmi.
5Ary handany ny tany Asyria amin'ny sabatra Sy ny tanin'i Nimroda ao an-tanànany ireo; Ary Izy hamonjy amin'ny Asyriana, Raha tonga amin'ny tanintsika sady manitsaka ato amin'ny fari-tanintsika ireny.[Heb. am-bavahadiny]
6In pasli bodo deželo Asirsko z mečem in deželo Nimrodovo med vrati njegovimi; in On otme nas Asircu, ko pride v deželo našo in ko stopi čez naše meje.
6Ary izay sisa amin'i Jakoba ao amin'ny firenena maro Dia ho tahaka ny ando avy amin'i Jehovah, Sy tahaka ny ranonorana eny amin'ny ahitra, Izay tsy manantena mpaniraka, Na miandry zanak'olombelona.
7In ostanek Jakobov bode sredi mnogih narodov kakor rosa od GOSPODA, kakor dež na travo, kar ne čaka nikogar in ničesar ne pričakuje od otrok človeških.
7Ary izay sisa amin'i Jakoba ao amin'ny jentilisa, Ao amin'ny firenena maro, Dia ho tahaka ny liona amin'ny biby any an'ala, Sy ho tahaka ny liona tanora ao amin'ny andian'ny ondry aman'osy: Raha mamaky eo izy, dia manitsakitsaka sy mamiravira, ka tsy misy mahavonjy.
8In ostanek Jakobov bode med poganskimi narodi, sredi mnogih ljudstev kakor lev med živalmi v gozdu, kakor mlad lev med čredami ovac, ki jih, ko gre skozi nje, tepta in trga, in ni ga, ki bi otel.
8Aoka haingaina amin'ny rafilahinao ny tananao, Ary aoka ho ringana ny fahavalonao rehetra.
9Povzdignjena bodi roka tvoja nad tvojimi zatiralci in vsi sovražniki tvoji naj bodo iztrebljeni!
9Ary amin'izany andro izany, hoy Jehovah, Dia haringako tsy ho eo aminao intsony ny soavalinao, Ary hofonganiko ny kalesinao,
10In zgodi se tisti dan, govori GOSPOD, da iztrebim konje tvoje izsredi tebe in uničim vozove tvoje.
10Hofoanako ny tanàna amin'ny taninao, Ary harodako ny tanànanao mimanda rehetra;
11In razdenem mesta dežele tvoje in vse gradove tvoje razrušim.
11Hofoanako tsy hisy amin'ny tananao ny fankatovanao, Ary tsy hanana mpanandro intsony ianao.
12In izničim vedeževanje iz roke tvoje in čarovnikov ne boš več imel.
12Hofoanako tsy hisy aminao koa ny sampinao voasokitra Sy ny tsangam-baton-tsampinao; Ary tsy hiankohoka eo anatrehan'ny asan'ny tananao intsony ianao.
13In odpravim rezane podobe tvoje in poslikane stebre izsredi tebe, in ne boš se več klanjal rok svojih delu.
13Hongotako tsy ho eo aminao ny Aserahanao; Ary horavako koa ny tanànanao. [Anaran'andriamani-tsy-izy, na ny sariny][Na: haringako koa ny fahavalonao]Ary ny fahatezerana sy ny fahavinirana no hamaliako ny firenena izay tsy mihaino.
14In izrujem Ašere, ki so sredi tebe, in pogubim mesta tvoja.In maščevanje izvršim v jezi in srdu nad poganskimi narodi, ki niso poslušali.
14Ary ny fahatezerana sy ny fahavinirana no hamaliako ny firenena izay tsy mihaino.
15In maščevanje izvršim v jezi in srdu nad poganskimi narodi, ki niso poslušali.