1Zgodi se pa v mesecu Nisanu, v dvajsetem letu kralja Artakserksa, ko je vino stalo pred njim, da vzamem vino in ga podam kralju. A prej nisem bil nikoli žalosten pred njim.
1Ary tamin'ny volana Nisana tamin'ny taona faharoa-polo nanjakan'i Artaksersesy, raha teo anoloany ny divay, dia noraisiko ka natolotro ny mpanjaka. Fa vao izay aho no mba nalahelo teo anatrehany.
2In kralj mi reče: Zakaj je obraz tvoj žalosten? saj nisi bolan? To ni nič drugega nego bolečina v srcu! Tedaj sem se silno bridko bal.
2Dia hoy ny mpanjaka tamiko: Nahoana no malahelo tarehy ianao, kanefa tsy marary tsinona? Tsy zavatra hafa izao, fa alahelom-po mihitsy. Dia raiki-tahotra indrindra aho
3In rečem kralju: Kralj, živi vekomaj! Kako ne bi bil žalostnega obraza, ko pusto leži mesto, kjer je očetov mojih grobišče, in vrata njegova so z ognjem požgana!
3ka nanao tamin'ny mpanjaka hoe: Ho velona mandrakizay anie ny mpanjaka; nahoana no tsy halahelo tarehy aho, fa rava ny tanàna misy ny fasan-drazako, sady efa levon'ny afo ny vavahadiny?
4Nato mi kralj reče: Kaj torej prosiš? V tem sem molil k Bogu nebes.
4Dia hoy ny mpanjaka tamiko: Inona ary no angatahinao? Dia nivavaka tamin'Andriamanitry ny lanitra aho aloha,
5In rečem kralju: Ako se vidi dobro kralju in ako je hlapec tvoj prijeten v očeh tvojih, prosim, da me pošlješ na Judovo, v mesto, kjer so pokopani očetje moji, da ga pozidam.
5dia vao niteny tamin'ny mpanjaka hoe: Raha sitraky ny mpanjaka, ka mahita fitia eto imasonao ny mpanomponao, dia alefaso ho any Joda aho, ho any amin'ny tanàna misy ny fasan-drazako mba hanamboarako izany.
6In kralj mi veli (kraljica pa je sedela zraven njega): Koliko časa boš hodil? in kdaj se vrneš? In kralju je bilo ugodno, in me je poslal, ko sem mu določil čas.
6Ary hoy ny mpanjaka tamiko (ny vadin'ny mpanjaka koa nipetraka teo anilany): Haharitra hoatrinona any anefa ianao, ary rahoviana no hiverina? Ka dia sitraky ny mpanjaka ny handefa ahy; ary dia nilaza fotoana taminy aho.
7Še sem rekel kralju: Ako se vidi kralju dobro, naj prejmem list do deželnih oblastnikov onostan reke, da mi dovolijo iti skozi svoje kraje, dokler ne pridem na Judovo;
7Ary hoy koa aho tamin'ny mpanjaka: Raha sitraky ny mpanjaka, aoka homena taratasy ho amin'ireo governora any an-dafin'ny ony aho, mba hamelany ahy handeha hatrany Joda,
8in list Asafu, varuhu kraljevega gozda, da bi mi dal lesa, da napravim bruna za vrata gradu, ki je pri hiši, in za mestno obzidje in za hišo, v katero pojdem. In kralj mi jih je dal, ker je bila dobrotljiva roka Božja nad menoj.
8sy taratasy ho amin'i Asafa, mpitandrina ny alan'i ny mpanjaka mba hanomezany hazo hanaovako ny vavahadin'ny lapa izay momba ny tempoly sy hanaovako ny mandan'ny tanàna sy ny trano izay hitoerako. Dia nomen'ny mpanjaka ahy izany araka ny soa nataon'ny tànan'Andriamanitro tamiko.
9In ko sem prišel k deželnim oblastnikom za reko, sem jim oddal kraljeve liste. Kralj pa je z menoj poslal vojne poveljnike in konjike.
9Dia tonga tany amin'ireo governora any an-dafin'ny ony aho, ka natolotro azy ny taratasin'ny mpanjaka. Ary ny mpanjaka efa naniraka manamboninahitra sy mpitaingin-tsoavaly hanatitra ahy.
10Ko pa je slišal Sanbalat Horončan in hlapec Tobija, Amonec, ju je hudo peklo, da je prišel človek, da skrbi za blaginjo sinov Izraelovih.
10Raha nahare izany Sanbala Horonita sy Tobia Amonita mpanompo, dia sosotra loatra izy, satria nisy lehilahy tonga hitady izay hahasoa ny Zanak'Isiraely.
11In dospel sem v Jeruzalem. In ko sem bil ondi tri dni,
11Dia tonga tany Jerosalema aho ka nitoetra tany hateloana.
12vstanem po noči in malo mož z menoj; nisem namreč povedal nobenemu človeku, kaj mi je bil dal moj Bog v srce, da storim za Jeruzalem; tudi ni bilo živinčeta pri meni razen tega, na katerem sem jezdil.
12Ary nifoha tamin'ny alina aho, dia izaho sy ny olom-bitsy nomba ahy; nefa tsy nisy olona nilazako izay natsindrin'Andriamanitra ny foko hatao any Jerosalema; ary tsy nisy biby nentiko afa-tsy ilay nitaingenako ihany.
13In jezdil sem ponoči skozi Dolinska vrata ven proti Zmajevemu studencu in h Gnojnim vratom in pregledoval zidovje Jeruzalemsko, ki je bilo razsuto in vrata njegova z ognjem požgana.
13Dia nandeha alina aho ka nivoaka tamin'ny vavahady mankany amin'ny lohasaha, tandrifin'ny loharanon'ny dragona, sy tamin'ny vavahadin-jezika ka nizaha ny mandan'i Jerosalema izay efa rava sy ny vavahadiny izay efa levon'ny afo.
14In šel sem dalje k Studenčnim vratom in h kraljevemu ribniku, a ondi ni bilo prostora mojemu živinčetu, da bi moglo iti pod mano.
14Dia nankany amin'ny vavahadin-doharano sy ny farihin'ny mpanjaka koa aho; nefa tsy nisy lalana azon'ilay biby nitaingenako naleha akory.
15Šel sem torej po noči gori ob potoku in pregledoval zidovje; potem sem se vrnil zopet skozi Dolinska vrata in prišel domov.
15Dia niakatra teo amin'ny lohasahan-driaka aho tamin'ny alina ka nizaha ny manda, dia nitodika ka niditra tamin'ny vavahady mankany amin'ny lohasaha, dia niverina.
16Načelniki pa niso vedeli, kam sem šel ali kaj sem delal, kajti doslej nisem bil ničesar povedal Judom in duhovnikom, ne plemenitnikom in načelnikom in drugim, ki so opravljali delo.
16Nefa ireo mpanapaka tsy nahalala izay nalehako, na izay nataoko; fa hatramin'izay dia tsy mbola nolazaiko tamin'ny Jiosy izany, na tamin'ny mpisorona, na tamin'ny manan-kaja, na tamin'ny mpanapaka, na tamin'ny vahoaka sisa izay nanao ny asa.
17Tedaj sem jim rekel: Vidite nesrečo, v kateri smo, da Jeruzalem leži pust in njega vrata so sežgana z ognjem? Pojdimo in zidajmo zidovje jeruzalemsko, da ne bodemo več ljudem v zasrambo.
17Ary hoy izaho taminy: Hianareo mahita ny fahoriantsika , fa rava Jerosalema ary nodoran'ny afo ny vavahadiny; koa andeha isika hanangana ny mandan'i Jerosalema, mba tsy ho latsa intsony isika.
18In povedal sem jim o roki svojega Boga, ki je bila dobrotljiva nad mano, tudi kraljeve besede, ki mi jih je bil govoril. Nato reko: Vstanimo in zidajmo! In potrjene so bile njih roke za dobro delo.
18Dia nambarako azy ny tànan'Andriamanitro izay nahasoa ahy, ary ny tenin'ny mpanjaka koa izay nolazainy tamiko. Ary hoy izy: Eny, aoka ary isika hitsangana ka handrafitra azy. Koa dia nampahery ny tànany hanao izany soa izany izy.
19Ko je pa to slišal Sanbalat Horončan in Tobija hlapec, Amonec, in Gesem Arabec, so nas zasmehovali in nas zaničevali in dejali: Kaj pomeni to, kar počenjate? Hočete se li vi upreti kralju?Tedaj sem jim odgovoril in rekel: Bog nebes nam da srečo, in mi, hlapci njegovi, hočemo vstati in zidati. Vam pa ni deleža, ne pravice, ne spomina v Jeruzalemu.
19Fa nony ren'i Sanbala Horonita sy Tobia Amonita mpanompo ary Gasema Arabo izany, dia nanaraby sy nanevateva anay izy nanao hoe: Inona izao zavatra ataonareo izao? Hikomy amin'ny mpanjaka angaha ianareo?Dia namaly azy aho ka nanao taminy hoe: Andriamanitry ny lanitra, Izy no hanambina anay, ka dia hitsangana handrafitra izahay mpanompony; fa ianareo tsy manana anjara. na rariny, na fahatsiarovana akory, atỳ Jerosalema.
20Tedaj sem jim odgovoril in rekel: Bog nebes nam da srečo, in mi, hlapci njegovi, hočemo vstati in zidati. Vam pa ni deleža, ne pravice, ne spomina v Jeruzalemu.
20Dia namaly azy aho ka nanao taminy hoe: Andriamanitry ny lanitra, Izy no hanambina anay, ka dia hitsangana handrafitra izahay mpanompony; fa ianareo tsy manana anjara. na rariny, na fahatsiarovana akory, atỳ Jerosalema.