1Tarirai, rumbidzai Jehovha, imwi varanda vose vaJehovha, imwi munomira usiku mumba maJehovha.
1[Hira ho fisaorana an'i Jehovah amin'ny alina] Fihirana fiakarana. Andeha, misaora an'i Jehovah, ianareo rehetra mpanompon'i Jehovah, Izay mitoetra alina ao an-tranon'i Jehovah.[Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga][Na: misaora an'i Jehovah amin'ny alina]
2Simudzirai maoko enyu kunzvimbo tsvene, Murumbidze Jehovha.
2Manandrata ny tananareo ho amin'ny fitoerana masina, Ka misaora an'i Jehovah.[Na: amin'ny fahamasinana]Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany.
3Jehovha ngaakuropafadze ari paZiyoni; Iye akasika kudenga napasi.
3Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany.