1Kurumidzai, Mwari, kundirwira; Kurumidzai kundibatsira, Jehovha.
1[Fangatataham-pamonjena] Ho an'ny mpiventy hira. Nataon'i Davida. Ho fampahatsiarovana. Andriamanitra ô, faingàna hanafaka ahy; Jehovah ô, faingàna hamonjy ahy.
2Ngavanyadziswe, ngavazvidzwe Ivo vanotsvaka mweya wangu; Ngavadzoserwe shure, vashovorwe Ivo vanofarira kundikuvadza.
2Aoka ho menatra sy hangaihay izay mitady ny aiko; aoka hiamboho sy ho afa-baraka izay faly amin'ny manjo ahy;
3Ngavadzoserwe shure nokuda kwenyadzi dzavo Ivo vanoti, Hekani, hekani! Waro!
3Aoka hiamboho noho ny fahamenarany izay manao hoe: Hià! sakoa izay!
4Vose vanokutsvakai ngavafarise vave nomufaro mamuri; Vanoda kuponesa kwenyu ngavarambe vachiti, Mwari ngaakudzwe!
4Aoka hifaly sy ho ravoravo aminao izay rehetra mitady Anao; ary aoka izay tia ny famonjenao hanao mandrakariva hoe: hankalazaina anie Andriamanitra.Fa izaho dia ory sy malahelo; faingàna hankatỳ amiko, Andriamanitra ô; Mpamonjy sy Mpanafaka ahy Hianao; aza ela, Jehovah ô.
5Asi ini ndiri murombo nomushaiwi; Kurumidzai muuye kwandiri, Mwari; imwi muri mubatsiri wangu nomurwiri wangu; Regai kunonoka, Jehovha.
5Fa izaho dia ory sy malahelo; faingàna hankatỳ amiko, Andriamanitra ô; Mpamonjy sy Mpanafaka ahy Hianao; aza ela, Jehovah ô.