Zarma

Malagasy

1 Chronicles

2

1 Israyla ize arey neeya: Ruben, Simeyon, Lawi, Yahuda, Isakar, Zabluna,
1[Ny amin'ny zanakalahin'Isiraely, sy ny taranak'i Joda, ary ny fonenany] Izao no zanakalahin'Isiraely: Robena sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara sy Zebolona
2 Dan, Yusufu, Benyamin, Naftali, Gad, da Aser.
2sy Dana sy Josefa sy Benjamina sy Naftaly sy Gada ary Asera.
3 Yahuda ize arey neeya: Er, Onan, da Sela. Kanaananca Suwa ize way no ka ihinza din hay a se. Yahuda izey hay-jina Er wo, boro laalo no Rabbi jine, hala Rabbi n'a wi.
3Ny zanakalahin'i Joda dia Era sy Onana ary Sela; ireo telo ireo no naterak'i Batsoa Kananita taminy. Ary ratsy fanahy teo imason'i Jehovah Era, lahimatoan'i Joda, dia nahafaty azy Jehovah.
4 Yahuda izo wande Tamar mo na Farisa da Zera hay Yahuda se. A ize arey kulu igu no.
4Ary Tamara vinantoni-vavy niteraka an'i Fareza sy Zera taminy. Dimy no zanakalahin'i Joda rehetra.
5 Farisa ize arey neeya: Hezron da Hamul.
5Ny zanakalahin'i Fareza dia Hezrona sy Hamola.
6 Zera ize arey mo neeya: Zimri, Etan, Heman, Kalkol, Dara -- i boro gu no.
6Ary ny zanakalahin'i Zera dia Zimry sy Etana sy Hemana sy Kalkola ary Dara; dimy lahy no isany.
7 Karmi ize aro mo neeya: Akar. Israyla taabandikwa nooya, nga kaŋ na Irikoy sanno daaru jinay kaŋ i ciya laalante din gaa.
7Ary ny zanakalahin'i Karmy dia Akara, izay nampidi-doza tamin'ny Isiraely, dia ilay nandika ny didy ny amin'ny zavatra voaozona.[Heb; natao herema]
8 Etan ize aro mo, Azariya no.
8Ary ny zanakalahin'i Etana dia Azaria.
9 Hezron ize arey mo kaŋ i hay a se neeya: Yerameyel, Ram, da Selubay.
9Ary ny zanakalahin'i Hezrona izay naterany dia Jeramela sy Rama ary Kelobay;
10 Ram mo na Aminadab hay, Aminadab na Nason Yahuda kunda jine bora hay.
10ary Rama niteraka an'i Aminadaba; ary Aminadaba niteraka an'i Nasona, lohan'ny taranak'i Joda;
11 Nason na Salma hay, Salma na Buwaza hay,
11ary Nasona niteraka an'i Salma; ary Salma niteraka an'i Boaza;
12 Buwaza na Obida hay, Obida na Yasse hay.
12ary Boaza niteraka an'i Obeda; ary Obeda niteraka an'i Jese;
13 Yasse na nga hay-jina Eliyab hay, da nga ize hinkanta Abinadab, ihinzanta Simeya,
13ary Jese niteraka an'i Eliaba, lahimatoa, sy Abinadaba, lahiaivo, sy Simea, fahatelo,
14 itaacanta Netanel, iguwanta Radday,
14sy Netanela, fahefatra, sy Raday, fahadimy,
15 iddanta Ozem, iyyanta Dawda.
15sy Ozema, fahenina, ary Davida, faralahy;
16 I waymey mo maa Zeruwiya da Abigayil. Zeruwiya ize arey mo neeya: Abisay, Yowab, da Asahel, i boro hinza.
16Zeroba sy Abigaila no anabaviny; ary telo ny zanakalahin'i Zeroia, dia Abisay sy Joaba ary Asahela;
17 Abigayil mo na Amasa hay, Amasa din baabo ga ti Yeter, Isumeylance.
17ary Abigaila niteraka an'i Amasa; ary Jitra Isimaelita no rain'i Amasa.
18 Hezron ize Kaleb na izeyaŋ hay nga wando Azuba gaa, da Yeriyot gaa mo. A ize arey neeya: Yeser, Sobab, da Ardon.
18Ary Kaleba, zanakalahin'i Hezrona, niteraka tamin'i Azoba vadiny sy tamin'i Jeriota. Izao no zanakalahin'i Azoba: Jasera sy Sobaba ary Ardona.
19 Waato kaŋ Azuba bu, Kaleb ye ka Efrata hiiji, nga kaŋ na Hur hay a se.
19Ary nony maty Azoba, dia Efrata no nalain'i Kaleba ho vadiny, ary izy niteraka an'i Hora taminy;
20 Hur mo na Uri hay, Uri mo na Bezaleyel hay.
20ary Hora niteraka an'i Ory; ary Ory niteraka an'i Bezalila.
21 Woodin banda, waato kaŋ Hezron gonda jiiri waydu a na Macir Jileyad baaba ize way fo hiiji. Hezron margu nd'a, a na Segub mo hay a se.
21Ary nony afaka izany, Hezrona niray tamin'ny zanakavavin'i Makira, rain'i Gileada, izay novadiny rehefa enim-polo taona izy, dia niteraka an'i Segoba taminy ravehivavy;
22 Segub mo na Yayir hay, boro kaŋ gonda kwaara waranka cindi hinza Jileyad laabo ra.
22ary Segoba niteraka an'i Jaira, izay nanana tanàna madinika telo amby roa-polo tany amin'ny tany Gileada.
23 Amma Gesur da Aram na Yayir kwaarey ta i gaa, ngey nda Kena kwaara nd'i kawyey mo, kwaara waydu nooya. Woodin yaŋ kulu Macir Jileyad baaba izey no.
23Ary nalain'i Gesora sy Arama tamin'ny Jairita ny tanàna madinika an'i Jaira mbamin'i Kenata sy ny zana-bohiny, dia tanàna enim-polo izany. Ireo rehetra ireo no an'ny zanak'i Makira, rain'i Gileada.
24 Hezron mo bu Kaleb Efrata ra. A buuyaŋo banda mo a wando Abiya na Assur Tekowa baaba hay a se.
24Ary nony maty Hezrona tany Kaleba-efrata, Abia, vadin'i Hezrona, dia niteraka an'i Asora, razamben'ny any Tekoa, taminy.
25 Hezron hay-jina Yerameyel izey mo neeya: a hay-jina Ram, Buna, Oran, Ozem, da Ahiya.
25Ary ny zanakalahin'i Jeramela, lahimatoan'i Hezrona, dia Rama, lahimatoa, sy Bona sy Orena sy Ozema ary Ahia.
26 Yerameyel mo gonda wande fo kaŋ se i ga ne Atara, nga no ka Onam hay.
26Jeramela nanana vady hafa koa atao hoe Atara; izy no renin'i Onama.
27 Yerameyel hay-jina Ram izey mo neeya: Maaz, Yamin, da Eker.
27Ary ny zanakalahin'i Rama, lahimatoan'i Jeramela, dia Maza sy Jamina ary Ekera.
28 Onam izey mo neeya: Sammay da Yada. Sammay izey mo neeya: Nadab da Abisur.
28Ary ny zanakalahin'i Onama dia Samay sy Jada. Ary ny zanakalahin'i Samay dia Nadaba sy Abisora.
29 Abisur wande maa ga ti Abihayel. A na Aban da Molid hay a se.
29Ary ny anaran'ny vadin'i Abisora dia Abihaila; ary izy niteraka an'i Abana sy Molida taminy.
30 Nadab izey neeya: Seled da Appayim, amma Seled bu ize aru si.
30Ary ny zanakalahin'i Nadaba dia Saleda sy Apaima; fa maty momba Saleda.
31 Appayim ize mo neeya: Isi. Isi ize: Sesan. Sesan ize mo: Alay.
31Ary ny zanakalahin'i Apaima dia Jisy Ary ny zanakalahin'i Jisy dia Sesana. Ary ny zanakalahin'i Sesana dia Ahelay.
32 Sammay nya-ize Yada izey mo neeya: Yeter da Yonata, amma Yeter bu ize aru si.
32Ary ny zanakalahin'i Jada, rahalahin'i Samay, dia Jatera sy Jonatana; nefa maty momba Jatera.
33 Yonata izey neeya: Pelet da Zaza. Woodin yaŋ Yerameyel banda nooya.
33Ary ny zanakalahin'i Jonatana dia Paleta sy Zaza. Ireo no zanakalahin'i Jeramela.
34 Sesan binde sinda ize aruyaŋ, kala ize wayyaŋ. Sesan gonda Misirance bannya fo kaŋ se i ga ne Yara.
34Ary Sesana tsy nanana zanakalahy, fa vavy avokoa. Ary Sesana nanana mpanompo Egyptiana, Jara no anarany.
35 A na nga ize way fo no nga bannya Yara se, kaŋ na Attay hay a se.
35Ary ny zananivavy nomen'i Sesana ho vadin'i Jara mpanompony; ary izy niteraka an'i Atahy taminy.
36 Attay wo na Natan hay, Natan na Zabad hay,
36Ary Atahy niteraka an'i Natana; ary Natana niteraka an'i Zabada;
37 Zabad na Eflal hay, Eflal na Obed hay,
37ary Zabada niteraka an'i Efiala; ary Efiala niteraka an'i Obeda;
38 Obed na Yehu hay, Yehu na Azariya hay,
38ary Obeda niteraka an'i Jeho; ary Jeho niteraka an'i Azaria;
39 Azariya na Helez hay, Helez na Eleyasa hay,
39ary Azaria niteraka an'i Haleza; ary Haleza niteraka an'i Elasa;
40 Eleyasa na Sismay hay, Sismay na Sallum hay,
40ary Elasa niteraka an'i Sismay; ary Sismay niteraka an'i Saloma;
41 Sallum na Yekamiya hay, Yekamiya na Elisama hay.
41ary Saloma niteraka an'i Jekamia; ary Jekamia niteraka an'i Elisama.
42 Yerameyel nya-ize Kaleb, a izey mo neeya: a hay-jina Mesa, Zif baaba. A ize mo Maresa no, Hebron baaba no.
42Ary ny zanakalahin'i Kaleba, rahalahin'i Jeramela, dia Mesa, lahimatoa, razamben'ny any Zifa, sy ny zanakalahin'i Maresa, razamben'ny any Hebrona.
43 Hebron izey mo neeya: Kora, Tappuwa, Rekam, da Sema.
43Ary ny zanakalahin'i Hebrona dia Kora sy Tapoa sy Rakema ary Sema.
44 Sema na Raham Yorkeyam baaba hay, Rekam mo na Sammay hay.
44Ary Sema niteraka an'i Rahama, rain'i Jorkeama, ary Rakema niteraka an'i Samay;
45 Sammay ize mo, Mawon. Mawon na Bayt-Zur hay.
45ary ny zanakalahin'i Samay dia Maona, ary Maona no razamben'ny any Beti-zora;
46 Kaleb wahay Efa na Haran hay, da Moza da Gazez. Haran no ga ti Gazez baaba.
46ary Efaha, vaditsindranon'i Kaleba, niteraka an'i Harana sy Moza sy Gazeza; ary Harana niteraka an'i Gazeza.
47 Yaday izey neeya: Regam, Yotam, Gesan, Pelet, Efa, da Saafa.
47Ary ny zanakalahin'i Jeday dia Ragema sy Jotama sy Gesana sy Paleta sy Efaha ary Safa.
48 Kaleb wahay fo Maaka na Seber hay, da Tirhana.
48Maka, vaditsindranon'i Kaleba, niteraka an'i Sabera sy Tirana.
49 A na Saafa Madmanna baaba mo hay, da Seba Makbena baaba, da Jibeya mo. Kaleb ize wayo maa ga ti Aksa.
49Izy koa niteraka an'i Safa, razamben'ny any Madmana, sy Seva, razamben'ny any Makbena sady razamben'ny any Gibea; ary ny zanakavavin'i Kaleba dia Aksa.
50 Kaleb banda neeya: Efrata hay-jina Hur, a izey neeya: Zobal Ciriyat-Yeyarim baaba,
50Izao no zanakalahin'i Kaleba, zanak'i Hora, lahimatoan'i Efrata: Sobala, razamben'ny any Kiriata-Jearima,
51 da Salma Baytlahami baaba, da Haref Bayt-Gader baaba.
51Salma, razamben'ny any Betlehema, Harefa, razamben'ny any Beti-gadera.
52 Zobal Ciriyat-Yeyarim baaba mo du izeyaŋ: Harowe, da Menahat jara,
52Ary Sobala, razamben'ny any Kiriata Zarima, nanan-janakalahy, dia Haroe sy Hatsi-hamenokota
53 da Ciriyat-Yeyarim almayaaley, sanda Itri gorokoy, da Put waney, da Sumat waney, da Misra waney nooya. Borey din gaa no Zorat gorokoy fun, da Estayol waney.
53ary ny fokon'i Kiriata-Jearima koa, dia ny Jitrita sy ny Potita sy ny Somatita ary ny Misraita; avy tamin'ireo no nihavian'ny Zoraita sy ny Estaolita.
54 Salma banda neeya: Baytlahami borey, da Netofa waney, da Atrot-Bayt-Yowab waney, da Menahat jara waney, da Zor waney.
54Ny zanakalahin'i Salma dia Betlehema sy ny Netofatita sy Atrota-beti-joaba ary Hatsi-hamanatita sy ny Zoraitaary ny fokon'ny mpanoratra izay nonina tany Jabeza, dia ny Tiratita sy ny Simeatita ary ny Sokatita. Ireo no Kenita avy tamin'i Hamata, rain'ny taranak'i Rekaba.
55 Tira hantumkoy almayaaley mo kaŋ yaŋ goro Yabez, danga Tira borey da Simeyat waney, da Suka waney, ngey mo Keni boroyaŋ no kaŋ yaŋ fun Hammat Rekab dumo baabo gaa.
55ary ny fokon'ny mpanoratra izay nonina tany Jabeza, dia ny Tiratita sy ny Simeatita ary ny Sokatita. Ireo no Kenita avy tamin'i Hamata, rain'ny taranak'i Rekaba.