1 Borey kaŋ dira kubay ra di kaari bambata. Borey kaŋ yaŋ go buuyaŋ biya laabo ra da goray, I boŋ no kaari bangay.
1Ny olona izay mandeha amin'ny maizina dia mahita mazava lehibe; Izay mitoetra amin'ny tany aloky ny fahafatesana no iposahan'ny mazava.
2 Ni na dumo din albarkandi, Ni na bine kaani tonton i se. I go ga farhã ni jine sanda heemar farhã cine, Sanda mate kaŋ cine borey ga farhã d'i go ga wongu arzaka fay.
2Hamaroinao ity firenena ity, Ary ampitomboinao ny hafaliany; Mifaly eo anatrehanao izy tahaka ny hafaliana amin'ny fararano, ary tahaka ny fifalin'ny olona, raha mizara babo.
3 Zama ni g'a calu* bundo d'a tagale goobo ceeri, Danga kaynandikwa sarjilla nooya, sanda mate kaŋ ni te Midiyan zaaro ra cine.
3Fa ny bao fitondran-entany sy ny tsorakazo nikapohana ny lamosiny; Izay tsorakazon'ny mpampiasa azy, Dia tapahinao tahaka ny tamin'ny andro namelezana ny Midiana.
4 Zama tangami ra wongaari jinay kulu, Da bankaaray kaŋ i biilam kuri ra ga ciya tonyaŋ hari kaŋ danji ga ŋwa.
4Fa ny kiraron'izay mitrevatreva fandeha eo amin'ny fihorakorahan'ny ady sy ny fitafiana mihosindra dia samy hodoroana, eny, ho kitay hatohoka amin'ny afo izany.
5 Zama _wandiya|_ ga ize hay iri se, Irikoy g'iri no ize alboro. Mayra ga goro a jase gaa mo. I g'a maa ce Saawareko kaŋ ga dambarandi, Irikoy Hina-Kulu-Koyo, Zamaney kulu Baaba, Laakal Kanay Mayraykoy.
5Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay Andrian'ny fiadanana.[Na: mpanolo-tsaina mahagaga]
6 A mayra tontonyaŋo da laakal kana mo sinda me. A ga may Dawda karga nd'a mayra boŋ, Zama a ma tabbat, A ma tonton mo cimi da adilitaray ra, Za sohõ ka koy hal abada. Rabbi Kundeykoyo himma no ga goyo din te.
6Ny handrosoan'ny fanapahana sy ny fiadanana dia tsy hanam-pahataperana Eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida sy ny fanjakany, mba hampiorenana sy hampitoerana azy amin'ny rariny sy ny hitsiny hatramin'izao ka ho mandrakizay; ny fahasaro-piaron'i Jehovah, Tompon'ny maro, no hahatanteraka izany.
7 Koy Beero na sanni samba Yakuba do, Sanno zumbu mo Israyla boŋ.
7[Ny amin'ny aninjiran'i Jehovah ny tànany hampijaly ny olona noho ny ratsy nataony] Ny Tompo mandefa teny ho an'i Jakoba, ka mihatra amin'ny Isiraely izany.
8 Jama kulu ga bay, Danga Ifraymu da Samariya gorokoy nooya, Kaŋ yaŋ ga salaŋ boŋbeeray da bonjareyaŋ boŋ. I goono ga ne:
8Ary ho fantatr'izy iray firenena izany, dia Efraima sy ny mponina any Samaria, izay miteny amin'ny fiavonavonany sy ny fireharehan'ny fony manao hoe:
9 «Fareej'izey kaŋ, Amma iri ga cina nda tondi jabante yaŋ. I na durmi nyaŋey beeri, Amma iri ga ye ka goy da sedreyaŋ*.»
9Biriky no efa nirodana, fa vato voapaika kosa no harafitsika; Aviavy no voakapa, fa sedera kosa no hasolontsika azy.
10 Amma Rabbi ga yanjekaariyaŋ tunandi Rezin se ka kande Ifraymu da Samariya gaa, A m'i ibarey tuti i gaa mo.
10Ary Jehovah manandratra ny rafilahin-dRezina hihoatra azy Ary mamporisika ny fahavalony,
11 Suriyancey go wayna funay haray, Filistancey go wayna kaŋay harey. I ga me feeri no ka Israyla ŋwa. Kulu nda yaadin, Rabbi futa mana bare, Amma a kamba go sambante hala hõ.
11Dia ny Syriana avy any atsinanana sy ny Filistina avy any andrefana; Ary misanasana vava mandrapaka ny Isiraely ireo. Kanefa, na dia izany rehetra izany aza, dia tsy mbola afaka ihany ny fahatezerany, Fa mbola mihinjitra ihany ny tanany.
12 Kulu nda yaadin, jama mana bare ka ye bora kaŋ na ngey kar din do haray, I mana Rabbi Kundeykoyo ceeci.
12Fa ny olona tsy miverina amin'Izay mamely azy, Eny, Jehovah, Tompon'ny maro, tsy mba tadiaviny.
13 Woodin sabbay se no Rabbi ga boŋo da sunfa pati Israyla gaa, Teenay kamba nd'a fun-tajo, zaari folloŋ ra no a g'i pati.
13Ka dia nofongoran'i Jehovah amin'ny Isiraely indray andro monja Ny loha sy ny rambo, ny sampan-drofia sy ny zozoro [palma]
14 Arkusu beeri nda boro beeri, Ngey no ga ti boŋo. Annabi* kaŋ go ga borey dondonandi da tangari mo, Nga no ga ti sunfa.
14(Ny loholona sy ny manan-kaja no loha, ary ny mpaminany izay mampianatra lainga no rambo);
15 Zama jama wo jine borey goono g'i daŋ i ma siiri, I ganakoy mo ga halaci.
15Fa ny mpitarika ity firenena ity no tonga mpampivily azy, Ary izay tarihiny dia voatelina.
16 Woodin se no Koy Beero si farhã d'i sahãkooney, A si bakar mo i alatuumey d'i wayborey kaŋ kurnyey bu se, Zama i afo kulu Irikoy wangayaŋ no, Laala goy teekoyaŋ mo no. I meyey kulu goono ga saamotaray salaŋ. Kulu nda yaadin, a futa mana bare, Amma a kamba go sambante hala hõ.
16Ary noho izany dia tsy mahafaly an'i Jehovah ny zatovony, ary ny kamboty sy ny mpitondratena ao aminy dia tsy iantrany; Fa samy mpihatsaravelatsihy sy mpanao ratsy izy, ary ny vava rehetra mamoaka teny fahadalana. Kanefa, na dia izany rehetra izany aza, dia tsy mbola afaka ihany ny fahatezerany, Fa mbola mihinjitra ihany ny tànany.[Na: ratsy fanahy]
17 Zama laala ga ton sanda danji cine kaŋ goono ga subu karjikoy da karji nyayaŋ ŋwa. Daahir a ga ŋwa saajo tuuri zugey ra, Hala dullo ga ciciri ka ziji.
17Fa ny faharatsiana mandoro tahaka ny afo, Mandevona ny tsilo sy ny hery ary mampirehitra ny ala mikirindro ka mitambolimbolina tahaka ny setroka misavoana.
18 Rabbi Kundeykoyo futa no ka laabo ton, Borey mo ciya danji ŋwaari. Boro si no mo kaŋ ga jalla nga nya-izo gaa.
18Noho ny fahatezeran'i Jehovah, Tompon'ny maro, dia efa maintin'ny afo ny tany, ary ny olona dia tahaka ny kitay atohoka amin'ny afo; Tsy misy olona miantra ny rahalahiny
19 I ga hamay dandi kambe haray, amma i ga maa haray hala hõ. I ga ŋwa azawa kambe haray, amma i si kungu. Boro fo kulu ga nga bumbo kambe baso ŋwa.
19Ary mandripaka eny an-kavanana izy nefa noana ihany; Ary mandany eny an-kavia izy, nefa tsy voky ihany; Samy mihinana ny nofon-tsandriny avy izy rehetra,Eny, Manase mihinana an'i Efraima, ary Efraima kosa mihinana an'i Manase, Ary izy roa tonta dia miara-mamely an'i Joda. Kanefa, na dia izany rehetra izany aza, dia tsy mbola afaka ihany ny fahatezerany, Fa mbola mihinjitra ihany ny tànany.
20 Manasse ga Ifraymu ŋwa, Ifraymu mo ga Manasse ŋwa. I ga gaaba nda Yahuda mo care banda. Kulu nda yaadin Rabbi futa mana bare, Amma a kamba go sambante hala hõ.
20Eny, Manase mihinana an'i Efraima, ary Efraima kosa mihinana an'i Manase, Ary izy roa tonta dia miara-mamely an'i Joda. Kanefa, na dia izany rehetra izany aza, dia tsy mbola afaka ihany ny fahatezerany, Fa mbola mihinjitra ihany ny tànany.