Zarma

Malagasy

Leviticus

6

1 Rabbi salaŋ Musa se koyne ka ne:
1[Lalàna ho an'ny mpisorona ny amin'ny fanaterany ny fanatitra samy hafa, sy ny hizarazarana azy] Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:
2 «Ni ma ci Haruna nda nga izey se ka ne: Woone no ga ti sargay summaare kaŋ i ga ton asariya*: Sargay summaare kaŋ i ga ton ma hanna feema danji izey boŋ kala mo ma bo. Danjo ma soobay ka di feema ra.
2Mandidia an'i Arona sy ireo zanany hoe: Izao no lalàna ny amin'ny fanatitra dorana: Ny fanatitra dorana dia ho eo amin'ny fatana eo an-tampon'ny alitara mandritra ny alina mandra-pahamaraina, ary ny afon'ny alitara hirehitra eo.
3 Alfaga ma nga lin* taafe kwaayo daŋ ka nga lin taafe muduno daŋ nga canta gaa. A ma koy ka booso kaŋ sargay summaara kaŋ i ga ton te feema danjo ra din sambu, ka booso jisi ganda feema jarga.
3Any hiakanjoan'ny mpisorona ny akanjony rongony fotsy, ary ny kalisaoniny rongony fotsy dia hataony manolo-koditra, dia handraoka ny lavenona avy amin'ny fanatitra dorana izay nolevonin'ny afo teo ambonin'ny alitara izy ka hametraka azy eo anilan'ny alitara.
4 Waato din gaa a ma nga bankaarayey kaa ka afooyaŋ daŋ. A ma booso jare ka kond'a gata banda, nangu fo kaŋ ga hanan.
4Ary hanala ny fitafiany izy ka hitafy fitafiana hafa, dia hamoaka ny lavenona ho eny ivelan'ny toby amin'izay fitoerana madio.
5 Danjo kaŋ go sargay feema ra ma soobay ka di waati kulu, a ma si bu. Susubay kulu alfaga ma tuuri tonton a gaa k'a funsu. A ma sargay summaare kaŋ i ga ton hanse a boŋ mo ka saabuyaŋ sargayey maano ton a boŋ.
5Ary ny afo eo ambonin'ny alitara hirehitra eo ka tsy havela ho faty, fa hotohofan'ny mpisorona kitay hazo isa-maraina; ary ny fanatitra dorana halahany eo amboniny ka hodorany ho fofona eo ambonin'ny saboran'ny fanati-pihavanana.
6 Danjo ma soobay ka di sargay feema ra duumi, a ma si bu.
6Dia hisy afo mirehitra mandrakariva eo ambonin'ny alitara ka tsy havela ho faty.
7 Woone mo no ga ti ŋwaari sargay asariya: Haruna izey ma kay sargay feema jine k'a salle Rabbi jine.
7Ary izao no lalàna ny amin'ny fanatitra hohanina: Ireo zanak'i Arona no hanatitra azy eo anatrehan'i Jehovah eo anoloan'ny alitara.
8 Alfaga ma nga tibi fo kaa ŋwaari sargay hamni baana gaa, nga nd'a ji kayna, d'a dugo kulu mo kaŋ go ŋwaari sarga boŋ. A ma tibo din ton sanda fonguyaŋ hari. Sargay feema boŋ no a g'a ton hal a hawo ma kaan Rabbi se.
8Ary hangalany eran-tànan-ila ny koba tsara toto amin'ny fanatitra hohanina sy ny diloilony mbamin'ny ditin-kazo manipofona rehetra izay eo ambonin'ny fanatitra hohanina, dia hodorany ho fofona eo ambonin'ny alitara izany fanati-pahatsiarovana izany ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah.
9 Hamno kaŋ cindi mo, Haruna nda nga izey g'a ŋwa. I m'a ŋwa mo dalbu si, nangu hanno ra. Kubayyaŋ hukumo windo ra no i g'a ŋwa.
9Ary izay sisa amin'ireny dia hohanin'i Arona sy ireo zanany, koa hataony mofo tsy misy masirasira, ary eo amin'izay fitoerana masina anankiray no hihinanany azy, dia eo anatin'ny kianjan'ny trano-lay fihaonana.
10 I ma s'a haagu nda dalbu. Ay no k'a no i se, i baa no ay sargayey kaŋ yaŋ danji ga ŋwa din ra. Hari hanante no gumo, sanda mate kaŋ cine zunubi se sarga ga hanan, da mate kaŋ cine taali se sargay mo ga hanan.
10Tsy hasiana masirasira izany raha hendasina; fa efa nomeko ho anjarany avy amin'ny fanatitra atao amin'ny afo ho Ahy izany; masina dia masina izany tahaka ny fanatitra noho ny ota sy tahaka ny fanati-panonerana.
11 Haruna banda ra alborayzey kulu ga ŋwa a gaa. Hin sanni kaŋ ga duumi no araŋ banda kulu se. I baa no sargayey kaŋ yaŋ i ga salle Rabbi se danji ra din gaa. Boro kulu kaŋ ga lamba i gaa ga ciya hanante.»
11Ny lehilahy rehetra amin'ny zanak'i Arona no mahazo mihinana izany. Ho anjara mandrakizay ho an'ny taranakareo hatramin'ny fara mandimby avy amin'ny fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah izany; ho masina izay rehetra manendry izany.
12 Rabbi salaŋ Musa se koyne ka ne:
12Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:
13 «Hano kaŋ hane i ga Haruna wala a izey tuusu nda ji, woone no ga ti nooyaŋo kaŋ a ga salle Rabbi se, danga: hamni baano zaka hinza cine kaŋ ga te ŋwaari sargay han kulu. I g'a jare fo salle susubay, a jare fa mo wiciri kambu.
13Izao no fanatitr'i Arona sy ireo zanany, izay hateriny ho an'i Jehovah amin'izay andro anosorana azy: Koba tsara toto ampahafolon'ny efaha no hatao fanatitra hohanina isan'andro, ny antsasany maraina, ary ny antsasany hariva.
14 Haaguyaŋ cambu ra no i g'a haagu nda ji. D'a nin, i ma kand'a. Zanjar-zanjari no ni ga ŋwaari sargay salle hal a hawo ma kaan Rabbi se.
14Amin'ny lapoely no hanaovana azy ka hasiana diloilo; ary rehefa voaendy izy, dia ento; voaendy sady voavakivaky toy ny fanatitra hohanina no hanateranao azy ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah.
15 Alfaga kaŋ i tuusu nda ji, kaŋ i suuban a nya-izey game ra mo, nga no g'a salle. Hin sanno boŋ duumi, i g'a kulu ton parkatak Rabbi jine.
15Ary ilay mpisorona avy amin'ny zanany, izay voahosotra handimby azy, no hanao izany; anjara mandrakizay ho an'i Jehovah izany ka hodorana ho fofona avokoa;
16 }waari sargay kulu, alfaga wane, i g'a kulu ton no parkatak; boro ma s'a ŋwa.»
16fa ny fanatitra hohanina rehetra izay aterin'ny mpisorona dia hodorana avokoa, fa tsy hohanina.
17 Rabbi salaŋ Musa se koyne ka ne:
17Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:
18 «Ni ma salaŋ Haruna nda nga izey se ka ne: Woone ga ti asariya zunubi se sargay boŋ: Nango kaŋ i ga sargay summaare kaŋ i ga ton wi, noodin no i ga zunubi se sargay wi Rabbi jine; hari hanno no gumo.
18Mitenena amin'i Arona sy ireo zanany hoe: Izao no Lalàna ny amin'ny fanatitra noho ny ota: Eo amin'ny famonoana ny fanatitra dorana no hamonoana ny fanatitra noho ny ota eo anatrehan'i Jehovah; ho masina dia masina izany.
19 Alfaga kaŋ g'a salle zunubi se, nga no g'a ŋwa. I m'a ŋwa nangu hananta ra, kaŋ ga ti kubayyaŋ hukumo windo ra.
19ilay mpisorona manatitra azy noho ny ota no hihinana azy; eo amin'izay fitoerana masina no hihinanany azy, dia eo amin'ny kianjan'ny trano-lay fihaonana.
20 Boro kulu kaŋ ga lamba a hamo gaa ga hanan. Koyne, d'a kuro say bankaaray fo gaa, kala ni m'a nyuna nangu hananta ra.
20Ho masina izay rehetra manendry ny henany; ary raha misy fitafiana ipitihan'ny ràny, dia hosasanao eo amin'izay fitoerana masina izay ipitihany.
21 Botogo kusu mo kaŋ ra i na hamo hina, i g'a bagu. Amma d'i n'a hina guuru-say kusu ra, kala i m'a ziiri k'a nyun nda hari.
21Ary ny vilany tany izay nandrahoana azy dia hovakivakina; fa raha vilany varahina kosa no nandrahoana azy, dia hofotsiana sy hosasan-drano izany.
22 Alboro kulu alfagey ra ga hin ka ŋwa a gaa; hari hanno no gumo.
22Ny lehilahy rehetra amin'ny mpisorona no mahazo mihinana azy; masina dia masina izany.Fa ny fanatitra noho ny ota izay angalan-drà ho entina ao amin'ny trano-lay fihaonana, hanaovana fanavotana ao amin'ny fitoerana masina, dia tsy hohanina; hodorana amin'ny afo izany.
23 Amma zunubi se sargay kulu kaŋ i ga kande a kuro hala kubayyaŋ hukumo ra zama i ma sasabandiyaŋ te nangu hananta ra, i ma s'a ŋwa. I g'a kulu ton no danji ra.»
23Fa ny fanatitra noho ny ota izay angalan-drà ho entina ao amin'ny trano-lay fihaonana, hanaovana fanavotana ao amin'ny fitoerana masina, dia tsy hohanina; hodorana amin'ny afo izany.