1Ôi! đất đập cánh ào ào kia, là đất ở bên kia các sông của Cút;
1[Ny haneken'ny Etiopiana an'i Jehovah noho ny handrenesany ny nandringanana ny Asyriana] Indrisy ny tany be fibiziziokan'elatra! Izay any an-dafin'ny onin'i Etiopia,
2sai sứ vượt biển, cỡi thuyền bằng lau đi trên mặt nước! Hỡi các sứ giả nhặm lẹ kia, hãy đi đến nước người cao da mởn, đến dân đáng kính sợ từ khi lập nước trở đi, đến dân hay cân lường và giày đạp, là nước mà có những sông chia đất nó.
2Izay mampandeha iraka eny ambonin'ny ranomasina, ao anaty lakan-jozoro ambonin'ny rano, ka manafatra azy hoe: Mandehana, ry iraka faingam-pandeha, ho any amin'ny firenena lava tsanganana sady mandimandina, any amin'ny olona mahatahotra hatreto ka hatrany hatrany, dia firenena mpanao teny tsy valiana sady maherisetra, izay vakin'ny ony maro ny taniny.[Na: ela fiainana][Na: hatramin'ny niandohany ka mandraka ankehitriny][Na: matanjaka indindra; na: mahery mamaritra tany ho azy][Heb. manitsakitsaka]
3Hỡi các ngươi hết thảy, là dân thiên hạ ở trên đất kia, vừa khi cờ dựng trên núi, hãy xem; vừa khi kèn thổi, hãy nghe!
3Ry mponina rehetra amin'izao tontolo izao sy mpitoetra etỳ ambonin'ny tany! Raha misy faneva atsangana eo an-tampon-tendrombohitra, dia mijere ianareo, ary raha misy anjomara tsofina, dia mihainoa.
4Vả, Ðức Giê-hô-va đã phán cùng ta như vầy: Ta sẽ ở yên lặng, và ở từ chỗ ta ngự mà xem, như ánh nắng sáng sủa, như mây ngút trong nắng mùa gặt.
4Fa izao no nolazain'i Jehovah tamiko hangina Aho aloha ka hijery eto amin'ny fitoerako, raha mbola mipoaka tsara ny hainandro, ary misy zavona amin'ny hainandro fararano.[Na: Toy ny hainandro mipoaka tsara sy ny][Heb; rahon'ando]
5Nhưng, trước ngày gặt, khi mùa hoa đã cuối, và hoa nho thành trái hầu chín, thì Ngài sẽ dùng liềm cắt những nhánh, tỉa bỏ những nhánh rậm lá.
5Fa raha mbola tsy tonga ny fararano, rehefa tapitra ny fitsimohany, ka efa mby am-boany ny voniny, dia horantsanany amin'ny fanetezam-boaloboka ny rantsany, ary hotapahiny sy hesoriny ny sakeliny.
6Chúng nó sẽ cùng nhau bị bỏ lại cho chim ăn thịt trong núi, và cho cả thú vật trên đất sẽ dùng mà qua mùa đông.
6Dia hafoy avokoa izy ho an'ny vorona mpihaza eny an-tendrombohitra sy ho an'ny biby eny ambonin'ny tany; ary ny vorona mpihaza handany fahavaratra any; Ary ny biby rehetra ambonin'ny tany handany ririnina any.Amin'izany andro izany dia hisy fanomezana ho entina ho an'i Jehovah, Tompon'ny maro, dia firenena lava tsanganana sady mandimandina, ary avy amin'ny firenena mahatahotra hatreto ka hatrany hatrany dia firenena mpanao teny tsy valiana sady maherisetra, Izay vakin'ny ony maro ny taniny ho ao amin'ny fitoeran'ny anaran'i Jehovah, Tompon'ny maro, dia ny tendrombohitra Ziona. [Na: ela fiainana][Na: hatramin'ny niandohany ka mandraka ankehitriny][Na: matanjaka indrindra; na: mahary mamaritra tany ho azy][Heb. manitsakitsaka]
7Trong lúc đó, dân người cao da mởn, tức là dân đáng kinh sợ từ khi lập nước trở đi, là dân hay cân lường và giày đạp, là nước mà có những sông chia đất nó, chính dân ấy sẽ đem lễ vật dâng cho Ðức Giê-hô-va vạn quân, trong nơi danh Ðức Giê-hô-va vạn quân ngự, là núi Si-ôn.
7Amin'izany andro izany dia hisy fanomezana ho entina ho an'i Jehovah, Tompon'ny maro, dia firenena lava tsanganana sady mandimandina, ary avy amin'ny firenena mahatahotra hatreto ka hatrany hatrany dia firenena mpanao teny tsy valiana sady maherisetra, Izay vakin'ny ony maro ny taniny ho ao amin'ny fitoeran'ny anaran'i Jehovah, Tompon'ny maro, dia ny tendrombohitra Ziona. [Na: ela fiainana][Na: hatramin'ny niandohany ka mandraka ankehitriny][Na: matanjaka indrindra; na: mahary mamaritra tany ho azy][Heb. manitsakitsaka]