Estonian

Malagasy

Joel

3

1Ja pärast seda sünnib, et ma valan oma Vaimu kõige liha peale. Siis teie pojad ja tütred hakkavad ennustama, teie vanemad uinuvad unenägusid nähes, teie noored mehed näevad nägemusi.
1[Ny amin'ny handatsahana ny Fanahy Masina, sy ny hitsarana ny firenena rehetra] Ary rehefa afaka izany, dia handatsaka ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra Aho; Dia haminany ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, ny lahiantitrareo hanonofy, ary ny zatovonareo hahita fahitana;
2Ja neil päevil valan ma oma Vaimu ka sulaste ja teenijate peale.
2Ary na dia ny mpanompolahy sy ny mpanompovavy aza dia handatsahako ny Fanahiko amin'izany andro izany.
3Ma annan tunnustähti taevas ja maa peal, verd ja tuld ja suitsusambaid.
3Ary hanisy fahagagana eny amin'ny lanitra sy etỳ amin'ny tany Aho, dia rà sy afo ary setroka mitankosina.
4Päike muutub pimedaks ja kuu vereks, enne kui tuleb Issanda päev, suur ja kardetav.
4Ny masoandro hampodina ho aizina, ary ny volana ho rà, alohan'ny hahatongavan'ny andron'i Jehovah, izay sady lehibe no mahatsiravina.Ary na zovy na zovy no hiantso ny anaran'i Jehovah dia ho afa-mandositra; Fa ao an-tendrombohitra Ziona sy any Jerosalema dia hisy sisa afaka, araka izay efa voalazan'i Jehovah, ary izay antsoin'i Jehovah dia ho isan'izay afa-mandositra.
5Ja sünnib, et igaüks, kes hüüab appi Issanda nime, pääseb. Sest Siioni mäel ja Jeruusalemmas on pääste, nii nagu Issand on öelnud; ja pääsenute hulgas on need, keda Issand kutsub.
5Ary na zovy na zovy no hiantso ny anaran'i Jehovah dia ho afa-mandositra; Fa ao an-tendrombohitra Ziona sy any Jerosalema dia hisy sisa afaka, araka izay efa voalazan'i Jehovah, ary izay antsoin'i Jehovah dia ho isan'izay afa-mandositra.