1Nyanyian ziarah. Dari jurang kesusahan aku berseru kepada-Mu, ya TUHAN.
1[Fitarainana ataon'izay latsaka amin'ny fahoriana lalina] Fihirana fiakarana. Tao amin'ny lalina no niantsoako Anao, Jehovah ô, [Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga]
2TUHAN, dengarlah seruanku, perhatikanlah permohonanku.
2Tompo ô, henoy ny feoko; Aoka ny sofinao hihaino tsara ny feon'ny fifonako.
3Jika Engkau terus mengingat dosa kami, ya TUHAN, siapakah dapat tahan?
3Raha mandinika heloka Hianao, Jehovah ô, Iza no hahajanona, Tompo ô?
4Tetapi Engkau suka mengampuni, supaya orang menjadi takwa.
4Fa eo aminao no misy ny famelan-keloka, Mba hatahorana Anao.
5Aku menantikan bantuan TUHAN, janji-Nya kuharapkan.
5Niandry an'i Jehovah aho; eny, niandry Azy ny fanahiko, Ary ny teniny no nanantenako.
6Aku merindukan TUHAN, lebih dari seorang peronda merindukan fajar.
6Ny fanahiko miandry ny Tompo Mihoatra noho ny fiandrin'ny mpiambina ny maraina, Dia ny fiandrin'ny mpiambina ny maraina.
7Berharaplah kepada TUHAN, hai umat-Nya, sebab Ia tetap mengasihi, dan selalu siap menyelamatkan.
7Manantenà an'i Jehovah, ry Isiraely; Fa eo amin'i Jehovah no misy famindram-po sy fanavotana be;Ary Izy no hanavotra ny Isiraely Ho afaka amin'ny helony rehetra.
8Ia akan membebaskan kita dari segala kesalahan kita.
8Ary Izy no hanavotra ny Isiraely Ho afaka amin'ny helony rehetra.