1Nyanyian ziarah Daud. TUHAN, aku tidak angkuh, dan tidak sombong. Aku tidak mengejar hal-hal yang terlalu besar atau yang terlalu sulit bagiku.
1[Fiononam-po sy fiankinana amin'Andriamanitra] Fihirana fiakarana. Nataon'i Davida. Jehovah ô, tsy nirehareha ny foko, ary tsy niandranandrana ny masoko: Ary tsy nisaintsaina izay zavatra ambony loatra aho, Na izay saro-pantarina tsy takatro.[Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga]
2Sesungguhnya, hatiku tenang dan tentram; seperti bayi yang habis menyusu, berbaring tenang di pangkuan ibunya, setenang itulah hatiku.
2Fa nampionona sy nampangina ny fanahiko aho; Tahaka ny zaza efa maoty eo amin-dreniny. Dia tahaka Izany ny fanahiko ato anatiko.Ry Isiraely ô, manantenà an'i Jehovah Hatramin'izao ka ho mandrakizay.
3Berharaplah kepada TUHAN, hai umat-Nya, sekarang dan selama-lamanya.
3Ry Isiraely ô, manantenà an'i Jehovah Hatramin'izao ka ho mandrakizay.