1Ti pa so sinovi Davidovi, ki so se mu rodili v Betlehemu: prvenec Amnon, iz Ahinoame Jezreelske; drugi Daniel, iz Abigaile Karmelske;
1[Ny taranak'i Davida] Ary izao no zanakalahin'i Davida, izay naterany tao Hebrona: Amnona, zanak'i Ahinoama Jezirelita, no lahimatoa; ary Daniela, zanak'i Abigaila Karmelita, no lahiaivo;
2tretji Absalom, sin Maake, hčere Talmaja, kralja gesurskega; četrti Adonija, sin Hagite;
2Absaloma, zanak'i Maka, zanakavavin'i Talmay, mpanjakan'i Gesora, no fahatelo; Adonia, zanak'i Hagita, no fahefatra;
3peti Sefatija, iz Abitale; šesti, Itream po Egli, ženi njegovi.
3Sefatia, zanak'i Abitala, no fahadimy; Jitreama, zanak'i Egla vadiny, no fahenina.
4Šest se mu jih je rodilo v Hebronu; in tam je kraljeval sedem let in šest mesecev, v Jeruzalemu pa je kraljeval triintrideset let.
4Ireo enina ireo no naterany tao Hebrona; fa tao no nanjakany fito taona sy enim-bolana; ary tany Jerosalema kosa no nanjakany telo amby telo-polo taona.
5Ti pa so se mu rodili v Jeruzalemu: Simea, Sobab, Natan in Salomon, štirje, iz Batsuve, hčere Amieleve;
5Ary izao no naterany tany Jerosalema: Simea sy Sobaba sy Natana ary Solomona (ireo efa-dahy ireo no naterak'i Batsoa, zanakavavin'i Amiela)
6in Ibhar, Elisama, in Elifelet,
6sy Jibara sy Elisama sy Elifeleta
7Noga, Nefeg, Jafija,
7sy Noga sy Nafega sy Jafia
8Elisama, Eliada in Elifelet, devet.
8sy Elisama sy Eliada ary Elifeleta; dia sivy kosa ireo.
9Vsi ti so bili sinovi Davidovi, razen sinov priležnic; Tamara pa je bila njih sestra.
9Ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Davida, afa-tsy ny zanaky ny vaditsindranony sy Tamara, anabavin'ireo.
10Salomonov sin pa je bil Roboam, tega sin Abija, tega sin Asa, tega sin Josafat,
10Ary ny zanakalahin'i Solomona dia Rehoboama, Abia no zanakalahin-dRehoboama, Asa no zanakalahin'i Abia, Josafata no zanakalahin'i Asa,
11tega sin Joram, tega sin Ahazija, tega sin Joas,
11Jehorama no zanakalahin'i Josafata, Ahazia no zanakalahin'i Jehorama. Joasy no zanakalahin'i Ahazia,
12tega sin Amazija, tega sin Azarija, tega sin Jotam,
12Amazia no zanakalahin'i Joasy, Azaria no zanakalahin'Amazia, Jotama no zanakalahin i Azaria,
13tega sin Ahaz, tega sin Ezekija, tega sin Manasej,
13Ahaza no zanakalahin'i Jotama Hezekia no zanakalahin'i Ahaza, Manase no zanakalahin'i Hezetia,
14tega sin Amon, tega sin Josija.
14Amona no zanakalahin'i Manase, Josia no zanakalahin'i Amona.
15In sinovi Josijevi: prvenec Johanan, drugi Jojakim, tretji Zedekija, četrti Salum.
15Ary izao no zanakalahin'i Josia: Johanana, lahimatoa, Joiakima, lahiaivo, Zedekia, fahatelo, Saloma, faralahy.
16Sinova pa Jojakimova: tega sin Jekonija, tega sin Zedekija.
16Ary ny zanakalahin'i Joiakima dia Jekonia, ary Zedekia no zanak'i Jekonia.
17In sinovi Jekonija, jetnika: Sealtiel, sin njegov,
17Ary ny zanakalahin'Jekonia dia Asira, Sealtiela no zanak'i Asira,[Na: Jekonia mpifatotra]
18Malhiram, Pedaja, Senazar, Jekamija, Hosama in Nedabija.
18ary Malkirama koa sy Pedaia sy Senazara sy Jekamia sy Hosama ary Nedabia.
19In sinova Pedajeva: Zerubabel in Simej, in sinova Zerubabelova: Mesulam in Hananija, in Šelomita je bila njiju sestra;
19Ary ny zanakalahin'i Pedaia dia Zerobabela sy simey. Ary ny zanakalahin'i Zerobabela dia Mesolama sy Hanania ary Selomita, anabaviny,
20in Hasuba, Ohel, Berekija, Hasadija, Jušab-hesed, pet.
20ary Hasoba sy Ohela sy Berekia sy Hasadia ary Josaba-heseda; dimy izy.
21In sinova Hananijeva: Pelatija in Jesaja; sinovi Refajevi, sinovi Arnanovi, sinovi Obadijevi, sinovi Sekanijevi.
21Ary ny zanakalahin'i Hanania dia Pelatia sy Jisaia sy ny zanakalahin'i Rafaia sy ny zanakalahin'i Arnana sy ny zanakalahin'i Obadia ary ny zanakalahin'i Sekania.
22In sinovi Sekanijevi: Semaja in sinovi Semajevi: Hatuš, Igal, Bariah, Nearija in Safat, šest.
22Ary ny zanakalahin'i Sekania dia Semaia. Ary ny zanakalahin'i Semaia dia Hatosy sy Jigala sy Baria sy Nearia ary Safata; enina izy.
23In sinovi Nearijevi: Eljoenaj, Ezekija in Azrikam, trije.In sinovi Eljoenajevi: Hodavija, Eliasib, Pelaja, Akub, Johanan, Delaja in Anani, sedem.
23Ary ny zanakalahin'i Nearia dia Elioenay sy Hezekia ary Azrikama; telo izy.Ary ny zanakalahin'i Elioenay dia Hodaia sy Eliasiba sy Pelaia sy Akoba sy Johanana sy Delaia ary Anany; fito izy.
24In sinovi Eljoenajevi: Hodavija, Eliasib, Pelaja, Akub, Johanan, Delaja in Anani, sedem.
24Ary ny zanakalahin'i Elioenay dia Hodaia sy Eliasiba sy Pelaia sy Akoba sy Johanana sy Delaia ary Anany; fito izy.