Slovenian

Malagasy

Job

41

1Moreš li leviatana [T. j. krokodil.] potegniti iz reke s trnkom, stisneš mu li z vrvjo jezik?
1Indro, foana ny fihendrena azy; Tsy mahakivy va na dia ny fijery azy aza?
2Moreš mu li potegniti ločkasto vrvco skozi nos in čeljust prebosti z obodcem?
2Tsy misy sahy manao vi-very hanaitra azy; Koa iza kosa no mahajanona eo anatrehako?
3Bo te li veliko prosil ali sladke besede ti govoril?
3Iza no nanome Ahy aloha mba hamaliako azy? Ny eny ambanin'ny lanitra rehetra dia Ahy avokoa.
4Sklene li s teboj zavezo, da ga sprejmeš za hlapca za vekomaj?
4Tsy mbola hangina Aho ny amin'ny momba ny tenany sy ny heriny ary ny fahatsaran'ny endriny.
5Se li boš z njim igral kakor s ptičkom in ga privezal k deklam svojim?
5Iza no mahasonga ny fitafiany anoloany? Na iza no sahy hiditra ao amin'ny nifiny roa sosona?
6Ali ga bodo prodajali tovariši ribičev, ga razdelili med trgovce?
6Iza no mahasokatra ny varavaran'ny tavany? Mahatsiravina ny nifiny manodidina!
7Moreš mu li kožo napolniti s sulicami in glavo njegovo z ostvami?
7Reharehany ny faharaoraon'ny kirany, mihidy avokoa toy ny voapetaka mafy amin'ny tombo-kase ireo;[Heb. ampingany]
8Položi le roko nanj – a pomni boj, ne boš tega storil v drugič!
8Mikirindro ireo, ka tsy azon'ny rivotra idirana eo anelanelany.
9Glej, prazno je upanje, da ga dobiš; saj že njega pogled vrže človeka na tla.
9Mifanindry lany ireo sady mifaniditra ka tsy azo sarahina,
10Ni ga človeka toliko drznega, da bi ga dražil. – In kdo je, ki bi se smel postaviti pred moje obličje?
10Ny fieviny dia mampamirapiratra fahazavana, ary ny masony dia tahaka ny hodimason'ny maraina.
11Kdo mi je dal kaj poprej, da bi mu moral povrniti? Kar je pod vesoljnim nebom, je moje.
11Lelafo no mivoaka avy amin'ny vavany; Kilalaon'afo no mipariaka avy aminy.
12Ne bom molčal o udih njegovih, ne o veliki moči in lepoti rasti njegove.
12Ny vavorony dia ivoahan'ny setroka, tahaka ny avy amin'ny vilany mangotraka, na amin'ny fahandroana.[Na: afon-kerana]
13Kdo mu odgrne povrhnje oklopje in kdo se osmeli seči mu med dvojno ozobje?
13Ny fofonainy mampirehitra arina, ary misy lelafo mivoaka avy amin'ny vavany.
14Kdo odpre vrata njegovega obličja? Okoli zob njegovih je groza.
14Ny vozony no itoeran'ny hery; Ary mibitaka eo alohany ny fampahatahorana.
15Ponos njegov so močni ščiti, ščit s ščitom sklenjen s trdnim pečatom.
15Mivalombalona ny hotraka amin'ny tenany; Mafy ireny ka tsy azo endahana.
16Drug z drugim se tesno skladajo, da še sapica ne pihne skozi nje;
16Mafy tahaka ny vato ny fony; Eny, mafy tahaka ny vato fikosoham-bary.
17drug na drugem vise trdno, med sabo staknjeni se ne ločijo.
17Raha mitsangana izy, dia raiki-tahotra ny mahery; Eny, toran-kovitra ireo ka tsy mahavoa.
18Kihanje njegovo zažiga svetlobo, oči njegove so kakor trepalnice jutranje zarje.
18Raha misy mamely azy amin'ny sabatra dia tsy mahalaitra, na amin'ny lefom-pohy, na ny firombaka, na ny zana-tsipìka.
19Iz ust mu pohajajo goreče bakle, ognjene iskre se sipljejo iz njih.
19Ataony toy ny mololo ny vy, ary toy ny hazo momoka ny varahina.
20Iz nozdrvi se mu vali dim kakor iz lonca, kipečega nad gorečim dračjem.
20Tsy mampandositra azy ny zana-tsipìka; Ataony ho toy ny vodivary ny vaton'antsamotady.
21Sapa njegova razžiga žerjavico, iz ust pa mu šviga plamen.
21Ataony ho toy ny vodivary koa ny langilangy; Ihomehezany ny fanetsehana ny lefona.
22Na vratu njegovem prebiva moč in strah skače pred njim.
22Ny takibany dia tahaka ny tavim-bilany maranitra; Mamelatra fivelezam-bary maranitra eo amin'ny fotaka izy.
23Podgrlje na telesu mu visi trdno, tesno se ga oklepa, se ne gane.
23Mampandevy ny lalina ho tahaka ny ao am-bilany izy; Manao ny ranomasina ho tahaka ny vilany misy menaka manitra izy.
24Srce njegovo je trdo kakor kamen, trdo kakor spodnji kamen mlinski.
24Mampahazava ny lalany eo aoriany izy. Ataon'ny olona ho toy ny volo fotsy ny lalina.
25Kadar se vzdigne, se boje močni, od osupnosti ne dosežejo namere svoje.
25Tsy misy tahaka azy eny ambonin'ny tany, izay voaforona tsy hahalala tahotra.Ny avo rehetra jereny avokoa; Mpanjakan'ny bibi-dia rehetra izy
26Če ga kdo zadene z mečem, ne obtiči v njem, tudi ne kopje, ne strela, ne ostve.
26Ny avo rehetra jereny avokoa; Mpanjakan'ny bibi-dia rehetra izy
27Za železo se toliko meni kakor za slamo in za bron kakor za gnil les.
28Nobena pšica ga ne požene v beg, kameni s prače so mu kakor pleve,
29kiji kakor bilke in svrčeči sulici se smeje.
30Spodnja stran njegova so ostre čepinje; kakor mlatilni voz gre čez blato.
31Napravlja, da vre v globočini kakor v loncu, da je morje kakor kotel z vročim mazilom.
32Svetlo stezo za sabo dela, da se kaže kakor glava osivela.
33Na zemlji mu ga ni para, njemu, ki je ustvarjen, da bodi brez strahu.Vse visoko smelo gleda, kralj je vsem zverem ponosnim.
34Vse visoko smelo gleda, kralj je vsem zverem ponosnim.