Slovenian

Malagasy

Nehemiah

4

1In ko je slišal Sanbalat, da stavimo obzidje, mu to silno zamrzi in se razjezi ter zasmehuje Jude.
1Ary rehefa ren'i Sanbala sy Tobia sy ny Arabo sy ny Amonita ary ny Asdodita fa voatsangana ny mandan'i Jerosalema, ka efa ho voavoatra izay rava, dia nirehitra mafy ny fahatezerany.
2In govori pred brati svojimi in pred vojsko v Samariji in reče: Kaj delajo ti slabotni Judje? Ali naj se jim to pripusti? Bodo li darovali? bodo li neki dan dokončali? hočejo li v življenje povrniti kamenje z grobljišča, ki je vendar sežgano?
2Ary niray tetika izy rehetra handeha hamely an'i Jerosalema ka hanimba ny asa.
3Tobija Amonec, stoječ poleg njega, reče: Karkoli naj zidajo, če lisica pride nanj, poruši njih kameneni zid!
3Dia nivavaka tamin'Andriamanitra izahay ka nametraka mpiambina hiandry azy andro aman'alina noho ny fahatahoranay azy.
4Poslušaj, o naš Bog, ker smo zaničevani, in obrni njih zasmehovanje njim na glavo ter izroči jih oplenjenju v deželi ujetništva!
4Ary hoy ny Joda: Mihena ny herin'ny mpitondra entana, ary be ny korontam-bato sy ny tany; ka dia tsy maharafitra ny manda izahay.
5Ne zakrivaj njih krivice in ne izbriši njih greha izpred obličja svojega! Ker so te dražili v jezo spričo zidalcev. –
5Ary hoy kosa ny fahavalonay: Tsy hahalala izy, na hahita, raha tsy tonga eo afovoany isika ka mahafaty azy ary mampitsahatra ny asa.
6Mi pa smo zidali obzidje, in smo sklenili ves zid okrog do polovice višave, kajti ljudstvo je imelo pogum za delo.
6Ary rehefa tonga ny Jiosy izay nonina teo akaikin'ireo ka nanao taminay im-polo hoe: Na avy aiza na avy aiza ianareo, dia miverena atỳ aminay,
7Ko pa so slišali Sanbalat in Tobija in Arabci in Amonci in Asdodci, da napreduje popravljanje zidovja jeruzalemskega in da že zazidavamo, kar je bilo razdrto, tedaj se silno razjeze.
7dia nasiako olona teo amin'ny fitoerana ambany, teo ivelan'ny manda sy teo an-karihary; eny, nalahatro ny olona araka ny fokony avy, samy nitàna sabatra sy lefona ary tsipìka.
8In vsi se vkup zarote, da pojdejo bojevat se zoper Jeruzalem in delat zmešnjavo v njem.
8Dia nijery aho sady nitsangana ka nilaza tamin'ny manan-kaja sy ny mpanapaka mbamin'ny vahoaka sisa hoe: Aza matahotra azy ianareo; ny Tompo lehibe sy mahatahotra no tsarovy, ka miadia hiaro ny rahalahinareo sy ny zanakareo-lahy sy ny zanakareo-vavy sy ny vadinareo ary ny tranonareo.
9Mi pa smo molili k Bogu svojemu in postavili stražo zoper nje, dan in noč, boječ se jih.
9Ary nony ren'ny fahavalontsika fa efa fantatray izany, sady efa nofoanan'Andriamanitra ny heviny, dia niverina ho amin'ny manda izahay rehetra, samy ho amin'ny asany avy indray.
10In Juda reče: Moč je bremenarjem oslabela in groblje so še velike, tako da ne moremo zidati zidu.
10Ary hatramin'izay andro izay ny antsasaky ny zatovoko dia nanao ny asa, ary ny antsasany kosa nitàna lefona aman'ampinga sy tsipìka ary akanjo fiarovan-tratra; ary ny mpanapaka dia teo ivohon'ny fianakaviana rehetra amin'ny Joda.
11Naši nasprotniki so pa rekli: Ne bodo zvedeli, ne videli, dokler ne pridemo mednje ter jih pobijemo, in tako ustavimo delo.
11Ary izay nandrafitra ny manda sy ny mpitondra entana izay nanangona ny korontam-bato sy ny tany dia samy niasa tamin'ny tànany anankiray, ary nitan-defona kosa ny tànany anankiray.
12Zgodi se pa, ko so prišli Judje, ki so poleg njih prebivali, in so nam dobro desetkrat povedali, od vseh krajev: Morate se vrniti k nam!
12Ary ny mpandrafitra rehetra dia samy nanana ny sabany voafehy tamin'ny valahany avy, ka dia nandrafitra. Ary ny mpitsoka ny anjomara dia teo anilako.
13tedaj sem postavil na spodnje kraje prostora za zidom, na goljave, ljudstvo po njih rodovinah ž njih meči, sulicami in loki.
13Ary hoy izaho tamin'ny manan-kaja sy ny mpanapaka ary ny vahoaka sisa: Be sady malalaka ny asa, ka dia misaratsaraka eny ambonin'ny manda isika ka mifanalavitra.
14In ko sem vse ogledal, sem vstal in velel plemenitnikom in načelnikom in drugemu ljudstvu: Nikar se jih ne bojte, spominjajte se Gospoda, velikega in groznega, in bojujte se za brate svoje, za sinove in hčere svoje, za žene in hiše svoje!
14Koa eo amin'izay fitoerana andrenesanareo ny feon'ny anjomara dia mivoria ho any aminay ianareo; fa Andriamanitsika no hiady ho antsika.
15Ko so pa slišali sovražniki naši, da nam je bilo povedano, in je Bog uničil njih naklep, smo se vrnili vsi na zid, vsak k delu svojemu.
15Dia nanao ny asa izahay, ary ny antsasany kosa nitan-defona hatramin'ny mazavaratsy ka mandra-piposaky ny kintana.
16In bilo je od tega dne, da je polovica mojih hlapcev opravljala delo, druga polovica pa je držala sulice in ščite, loke in oklepe, in poglavarji so stali za vso družino Judovo,
16Ary tamin'izany andro izany dia hoy koa aho tamin'ny olona: Samia mitoetra ato Jerosalema ianareo mbamin'ny zatovonareo, mba hiambina antsika raha alina ireo ary hiasa raha antoandro.Fa izaho sy ny rahalahiko mbamin'ny zatovoko sy ny mpiambina, izay nanaraka ahy, dia samy tsy niala akanjo, sady tsy nisy nandro akory.
17ki je delala na zidu. In bremenarji so nakladali, vsak z eno roko delajoč, z drugo pa držeč orožje.
17Fa izaho sy ny rahalahiko mbamin'ny zatovoko sy ny mpiambina, izay nanaraka ahy, dia samy tsy niala akanjo, sady tsy nisy nandro akory.
18In zidar je vsak imel meč pripasan k ledju, in tako so zidali. In trobentač je stal poleg mene.
19In dejal sem plemenitnikom in načelnikom in drugemu ljudstvu: Dela je veliko in na široko in daleč smo narazen raztrošeni po zidu;
20na kateremkoli kraju zaslišite trobente glas, tja se zberite k nam. Bog naš se bo bojeval za nas!
21Tako smo se trudili pri delu in polovica jih je držala sulice od jutranje zarje, dokler so zvezde prisvetile.
22Tudi sem velel tisti čas ljudstvu: Slednji ostani s hlapcem svojim čez noč v Jeruzalemu, da nam bodo po noči v stražo in po dne za delo!Niti jaz, ne bratje moji, ne možje na straži za mano, nihče ni slekel obleke, vsakemu je bilo orožje ob desnici.
23Niti jaz, ne bratje moji, ne možje na straži za mano, nihče ni slekel obleke, vsakemu je bilo orožje ob desnici.