1Hareruya! Rumbidzai Jehovha panzvimbo yake tsvene; Murumbidzei mudenga rakaitwa nesimba rake,
1[Haleloia farany] Haleloia. Miderà an'Andriamanitra eo amin'ny fitoerany masina. Miderà Azy eo amin'ny habakabaky ny heriny.
2Murumbidzei nokuda kwezvaakaita nesimba rake; Murumbidzei zvakafanira ukuru-kuru hwake.
2Midera Azy noho ny asany lehibe; Miderà Azy araka ny haben'ny voninahiny.
3Murumbidzei nemitengeramwa nembira.
3Miderà Azy amin'ny fitsofana ny anjomara; Miderà Azy amin'ny valiha sy ny lokanga.
4Murumbidzei nengoma nokutamba; Murumbidzei nohudimbwa nenyere.
4Miderà Azy amin'ny ampongatapaka sy ny dihy; Miderà Azy amin'ny zava-maneno tendrena sy ny sodina.
5Murumbidzei namakandira anorira kwazvo; Murumbidzei namakandira anorira zvakanaka.
5Miderà Azy amin'ny kipantsona maneno; Miderà Azy amin'ny kipantsona tsara feo.Aoka izay rehetra manam-pofonaina samy hidera an'i Jehovah. Haleloia.
6Zvinhu zvose zvinofema, ngazvirumbidze Jehovha. Hareruya!
6Aoka izay rehetra manam-pofonaina samy hidera an'i Jehovah. Haleloia.